Ambonaivo COE


Date: January 18, 2016
  • SHARE:

   

Informations générales
Pays Madagascar
Commune  Ambonaivo
Score de base 47
Dernier score 54-GREEN
Nombre de population 14 072
Nombre de conseillères 0
Nombre de conseillers 7
Adoption du processus COE 2015
Mise en oeuvre du programme Entrepreneurship Non
Sommet 2016

Kaomina iray ao anatin’ny faratra Androy i Ambonaivo. 355 Km2 ny fivelarany ary mañana mponina miisa 14 072 ka ny Vehivavy sy ny Tanora no maro an’isa.

Mitsinjara 31 fokontany ny kaominina. Manana pré-scolaire roa(2 ) ary Roa Ambin’ny Folo (12 )ny Ecole Primaire Publique (E.P.P.) ; raha ny EPP eo an-tampon-tanànan’ny Ambonaivo dia miisa 512 ny mpianatra lahy sy vavy.

Amin’ny faritra Androy azy dia isan’ireo  toerana saro-drano ny kaominina nefa dia toerana mamokatra mangahazo, vomanga, voanemba ary katsaka. Mamboly sy miompy no tena fiveloman’ny olona. Manana sokay ( calcaire) koa izy Fa mbola tsy voatrandraka.

Gallerie photo
Autonomiser les femmes et mettre fin à la violence à Madagascar
 Cliquez ici pour voir les avancements de la commune sur le processus COE


Download : Stage 1
Download : Score card
Download : Stage 3
Download : Stage 4

Comment on Ambonaivo COE

Your email address will not be published. Required fields are marked *