Antsapano COE


Date: January 15, 2016
  • SHARE:

   

Fact file
Pays Madagascar
Commune Antsahapano
Score de Base  43
Dernier Score 63-Bonze
Nombre population  153 000
Nombre de conseillères  0
Nombre de conseillers  4
Adoption du processus COE  2014
Mise en oeuvre du programme Entrepreneurship NO
Sommet 2019

Antsahampano dia kaominina nahazo anarana tamin’ny taona 1816 tany ho any , Antehimorotegnany nipetraka tao Ambodibongo sendra nandeha namangy ny mpiray fiaviana  taminy tany amin’ny toerana antsoina   hoe Babaomby no nametraka io anarana io noho ny fahitany ilay  “saha” feno “fano” tao  ka nahatonga azy nametraka ilay ananarana hoe “ANTSAHAMPANO”. manana velaran-tany mirefy 177 km2 , manana mponina miisa 153  000. Mivelona amin’ny fiompianana sy fambolenana ary fanaratoanana ny mponina ao. Ny 60 ka hatramin’ny 70% ny olon-dehibe ao Antsahampano dia olona tsy nahita fianarana avokoa. Manana hopitalim-panjakana na CSB II ihany koa izy ary sekolim-panjakana (5)

Cliquez ici pour voir les témoignages des meneurs de changement de la commune
Autonomiser les femmes et mettre fin à la violence à Madagascar
 Cliquez ici pour voir les avancements de la commune sur le processus COE
Cliquez ici pour le résumé du sommet 2019

 

 

 


Download : Stage 2
Download : Stage 3
Download : Stage 4
Download : Stage 5
Download : Stage 7-8
Download : Score card

Comment on Antsapano COE

Your email address will not be published. Required fields are marked *