Joffre Ville COE


Date: January 15, 2016
  • SHARE:

   

Fact file
Pays Madagascar
Commune  Joffre Ville
Score de Base  46
Dernier Score 52-Green
Nombre population  3 224
Nombre de conseillères  2
Nombre de conseillers  3
Adoption du processus COE  2014
Mise en oeuvre du programme Entrepreneurship NO
Sommet 2016

Ny kaominina Joffre-ville dia 35Km miala amin’ny Renivohi-paritany Antsiranana, 10 km miala Kaominina Sakaramy izay mifanila-bodirindrina aminy ary 22 km miala Kaominina Antanamitarana. Manana Fokontany 3 izy (Joffre-ville centre, Morafeno ary Ambibaka)  izay zarazarain’ny sekitera 10 mirefy 255 km2.

Isan’ny mponina: 4500 ny taona 2013. Betaindambo no niantsoina ny tanÁ na nohon’ ny habetsahan’ny lambo sy ny tainy tamin’io toerana io teo aloha. Ny mpiavy avy tany Toamasina nipetraka tamin’io faritra io sy ny manodidina “Montagne d’Ambre” dia nanome anarana ho “Maroamby”. Taty aoriana, ny mponina tao dia nanome ny anaran-tanÁ na ho “Ambohitra”. Tao no misy “cascade” izay nohamasininy lasa “Cascade sacré” izay  fangataham-pitahiana, sy anaovany fetim-pomban-drazana ary amonoana omby rehefa mahazo ny ataka nataO.


Download : Stage 2
Download : Stage 4
Download : Stage 5
Download : Stage 7-8
Download : Score card

Comment on Joffre Ville COE

Your email address will not be published. Required fields are marked *