
SHARE:
35 km avaratr’i Tolagnaro no misy ny kaominina Ranopiso, misy mpinona mihoatra ny 20 000 izy, manana velaran-tany 542 km2 ary ny 80% amin’izany dia azo volena avokoa. Manana sekoly fanabeazana fototra 11 ary ambaratonga faharoa 1 , CSB II 1 sy CSB I 1 ny kaominina. Mampisongandina io toerana io ny vokatra vary. Raha ny vokatra tamin’ny taona 2013 dia nahatratra 250 tonnes. Eo koa ny fambolena tsaramaso sy ny mangahazo. Raha ny resaka fiompiana dia miompy omby sy ondry ny vahoaka eo anivon’ny kaominina. Tsy misy kosa ireo miopy osy sy kisoa noho’ny fady. Raha eo amin’izay fiompiana omby izay dia anisan’ireo kaominina mamatsy an’i Tolangaro i Ranopiso noho izy afaka mamatsy rorono mihoatra ny 500 litatra isan’andro. |
||||||||||||||||||||||
Gallery | ||||||||||||||||||||||
Cliquez ici pour voir les témoignages des meneurs de changement de la commune | ||||||||||||||||||||||
Autonomiser les femmes et mettre fin à la violence à Madagascar | ||||||||||||||||||||||
Cliquez ici pour voir les avancements de la commune sur le processus COE |
Download : Stage 1
Download : Stage 2
Download : Stage 3
Download : Stage 4
Download : Stage 5
Download : Stage 9
GL Special Advisor @clowemorna opens the floor & breaks the ice in welcoming all the different grantees with their country's @WVLSouthAfrica Conference#GenderEqaulity#CSW69 pic.twitter.com/P9zDtXcIAy
— Gender Links (@GenderLinks) March 5, 2025
Comment on Ranopiso COE