Sakaramy COE


Date: January 15, 2016
  • SHARE:

   

Fact file
Pays Madagascar
Commune  Sakaramy
Score de Base  46
Dernier Score 54-Green
Nombre population  3 224
Nombre de conseillères  0
Nombre de conseillers  5
Adoption du processus COE  2014
Mise en oeuvre du programme Entrepreneurship NO

Sommet

2016

Talohan’ny taona 2004, anisan’ny Fokontany nandrafitra ny Kaominina JOFFRE VILLE i Sakaramy. TanÁ na nahitana tobin’ny zandarimaria hatry ny ela. Maro ny olona tonga mila ravinahitra ka nanori-ponenana tao amin’ity Fokontany ity. Tsikaritry ny mpitondra fanjakana ny habetsahan’olona tao amin’ny Kaominina Joffre dia nozaraina 2 ny Kaominina ka i Sakaramy no faharoa.

Ny anarana SAKARAMY dia avy amin’ny teny hoe” SAHAÀ: renirano ary ny ” RAMYÀ kosa dia olona mipetraka anaty ala. Miisa 3224 ny mponina, 1595 ny vavy ary 1629 ny lahy  izay mipetraka  amin’ny velaran-tany mirefy 46 m2. Ahitana Fokontany 3: Sahasifotra, Ankazomibaboka ary Sakaramy

 

 

Gallery
Cliquez ici pour voir les témoignages des meneurs de changement de la commune
 Autonomiser les femmes et mettre fin à la violence à Madagascar
Cliquez ici pour voir les avancements de la commune sur le processus COE

 

 

 


Download : Stage 1
Download : Stage 3
Download : Stage 4
Download : Stage 5
Download : Stage 7-8
Download : Stage 9
Download : Stage 10

Comment on Sakaramy COE

Your email address will not be published. Required fields are marked *