Gender Champion Application
Ny firaisan-kina sy ny fiaraha-mientana dia efa fahendrena napetraky ny Ntaolo ho lovatsika Malagasy satria na dia eo aza ny finiavana sy ny herim-po anaranâ € ™ny tsiraira dia iaraha-mahalala fa ny asa tsy vitanâ € ™ny ireny, ary mbola mandresy lahatra koa ny teny hoe : â € œNy hevitry ny maro hono maha lasa lavitra fa ny anâ € ™ny vitsy manodidina ny fantanaâ € .
Ireo fonjan-kevitr ireo izay manome lanja ny tsiraira dia ahafahana mamaritra fa mahasoa sady maha-lasa lavitra ny FIKAMBANANâ € ™NY olona maromaro hametraka rafitra hiaraha-mitantana hisianâ € ™ny fijery mitovy indrindra eo aminâ € ™ny lahy sy ny vavy satria tsy misy afa tsy vehivavy sy lehilahy ihany anie no iankinanâ € ™ny ho avinâ € ™ny Firenena e.
Mila vehivavy sy lehilahy tomponâ € ™andraikitra samy sahy mijoro aminâ € ™ny fanapahan-kevitra ary tomponâ € ™andraikitra aminâ € ™ny fanatanterahana tokoa firenena.
Na dia mipetraka aza anefa ireo teny ireo dia hita fa mbola misy ny mizana tsindriana ila, mbola misy koa ny bao mitongilana izay mbola mametraka ho ambony mandrakariva ny lehilahy, koa izany no nahatonga ahy ho terem-panahy hanangana fikambanana mba hisianâ € ™ny fikaonan-doha sy ny fiaraha-midinika ka hahatsapanâ € ™ny vehivavy fa manan-jo feno izy na aminâ € ™ny fanapahan-kevitra na aminâ € ™ny fanatanterahana, eny fa tomponâ € ™andraikitra koa aminâ € ™ny fanapariahan-kevitra hivoy ny fitoviana na ny MIRALENTA mba hisianâ € ™ny zara mitovy eo aminâ € ™ny fiaraha-monina.
Fahafatarana ny MIRALENTA :nanomboka taona 2006 . Fidirana lalina kokoa taona 2011 niarahana taminâ € ™ny GENDER LINKS, taminâ € ™ny alalanâ € ™ny fampahafatarana, fiofanana, fifanakalozana.
Zava-dehibe satria miainga avy ao atokatrano ny fampandrosoana kanefa: hevitry ny maro mahataka-davitra;tsy tsara ny lehilahy raha irery ary ny vehivavy no tena kinga aminâ € ™ny « besoins pratiques ».
Ohatra: 05% ny lehilahy miatsena ihany no mividxy kofafa
Ny mombamomba ilay mpitarika: oviana, taiza no nanomboka ny asa, taminâ € ™ny fomba ahoana no nahafantarany momba ny Miralenta sy ny maha-zava-dehibe izany. Manomeza ohatra
Madame RASOAMANIRY ConseillÁƒ ¨re Municipale CU Ambatondrazaka sady Talen-tsekoly no efa Filohana fikambanana. Nanomboka taminâ € ™ny fivorianâ € ™ny fokonolona teo aminâ € ™ny fokontany izay nanambarako fa ny Miralenta dia fiarahanâ € ™ny lahy sy ny vavy mandray andraikitra no niantombohanâ € ™ny asa.Raha ny tena marina dia teo aminâ € ™ny kominina misy anay izany .
Nanomboka taminâ € ™ny fiarahako taminâ € ™ny Gender Links 2010 tany Toamasina no nahafantarako ny MIRALENTA sy ny maha-zava-dehibe izany . Zava-dehibe satria mitondra fampandrosoana eo anivonâ € ™ny ankohonana, fiaraha-monina ary ny firenena.
Ohatra, teo aminâ € ™ny fananganana ny CECJ izany dia nahafahako nanentana sahady ny olona , na vavy na lahy
Nahazo fiofanana maro aho sy atrikâ € ™asa nahafantarako izany.
RASOAMAMPIONONA Marie Louise dit RAMARIA
Teraka ny 11 Novembre 1959 tao Ilaka Centre (55 taona) vehivavy
Efa kamboty- tsy manambady- manan-janaka efatra (4)
(3 lahy -1 vavy)
Mpitarika nitondra fanovana ao Mahazina CR Mahazina Ambohimpierenana Distrika Ambositra , Faritra Amoronâ € ™I Mania
Efa nandray anjara taminâ € ™ny fifaninanana Genderlinks taminâ € ™ny Mars 2012 ary nahazo ny laharana faha-2
Tsy manana diplaoma afatsy CEPE ary nijanona classe de 3Áƒ ¨me, kanefa manana traikefa kosa aminâ € ™ny fitarihana satria vehivavy voaofana.mpamokatra masomboly tsaramaso
Filohanâ € ™ny vondrona vehivavy TARATRA ao anatinâ € ™ny tekinisianina tantsahanâ € ™ny OPR FITARIKANDRO
Filohanâ € ™ny CPG (comitÁƒ © de pilotage genre) ao anivonâ € ™ny CR
Mpitam-bolanâ € ™ny Tranobenâ € ™ny Tantsaha RÁƒ ©gional (TTR) mandataire
ComitÁƒ © Paysan National- CollÁƒ ¨ge agricole AMM (FIFATA FERT)
FINDAY : 033 09 476 45 â € “Malagasy
Sahy, vognona aminâ € ™ny fandraisanâ € ™andraikatra
RANOROVAOARILALA Razafindramaro Philippine,
48 taona monina ao Anjomanâ € ™Ankona
Dokotera lehibenâ € ™ny tobim-pahasalamana Anjomanâ € ™Ankona, mpikambana ao aminâ € ™ny CDS, CPG, Gender Links ao aminâ € ™ny Kaominina, fikambanam-behivavy ao aminâ € ™ny FLM, STD
Nanomboka mpitarika ny taona 2012, izany teo aminâ € ™ny tobim-pahasalamana ny Kaominina
Nahafantarako ny miralenta sy ny naha zava-dehibe azy dia taminâ € ™ny alalanâ € ™ny fiofanana mombanâ € ™ny miralenta niarahana taminâ € ™ny UADEL ACORDS sy Gender Links sy nametrahana ny CR ho centre dâ € ™exellence 2011
Niara-niasa taminâ € ™ny CR aho taminâ € ™ny famolavolana ny drafitrâ € ™asa momba ny miralenta sy ny ady aminâ € ™ny herisetra, fampandraisana anjara ny lahy sy ny vavy mikasika ny fampiharana ny miralenta hatreny ifotony, fanentanana sy ny fanaovana fotodrafitrâ € ™asanâ € ™ny CR
Hatraminâ € ™ny fahakeliko aho tany am-pianarana no efa tia mitarika ny namako hanao fihetsiketsehana . Ohatra taminâ € ™izany ny manao latsakemboka 20 ariary hamidy gouter iarahana mihinana.
Rehefa lehibe aho dia lasa mpanabe, Ny taona 2006 no tonga nampianatra tao aminâ € ™ny LycÁƒ ©e Miandrivazo. Gaga aho raha nahita fa tena vitsy anâ € ™isa ny ankizivavy raha mitaha aminâ € ™ny ankizilahy manomboka ny classe de Seconde. Nalahelo aho ka rehefa nanontany ny namako lazainâ € izy ireo fa malaky manambady ny vehivavy araka ny fomban-tany Sakalava. Teo aho dia nangataka nanentana an-tsitrapo tany an-tsekoly ny mba hanohizanâ € ™ny zazavavy fianarana fa zony izany.Taranja Anglisy no ampianariko ka dia nampidiriko tao anaty lesona ny zonâ € ™ ny vehivavy mba ho raisinâ € ™ny mpianatra.Tena liana aminâ € ™io lohahevitra io ny mpianatra ary teo dia matetika miresaka ny MIRALENTA izahay sy ny mpianatra.Lasa tia taranja Anglisy ireo mpianatra ary nahatsapa fiovana lehibe ny Proviseur satria teo aloha zara raha misy mpianatra tonga rehefa io taranja io no atao.
Teo aminâ € ™ny lafiny fiaraha-monina tao am-piasana koa dia nahatsapa ny Proviseur fa lasa tena mifandray am-po sy mifanoro hevitra ny mpampianatra rehetra nanomboka ny niasako tao.Efa toetra voajanahary ao anatiko ny tia mifandray.Ny taona 2007 dia tapaka ny hevitray fa hikarakara fetin-tsekoly hampitaovana ny sosialy eto aminâ € ™ny LycÁƒ ©e.Tontosa soa aman-tsara izany ary tena nisongadina .Teo dia teraka ny hevitry ny Proviseur sy ny chef CISCO hanangana Associationâ € ™ ny mpanabe.Ny 2008 no nitsangana ny fikambanana « Association du Corps Enseignant de Miandrivazo » ka ny tenako no lany filoha taminâ € ™ny salanâ € ™isa 82%, teo no nanombohako ny asa fitarihana.
Ny taona 2009 dia niitatra tany aminâ € ™ny sehatry ny vehivavy izany asa fitarihana izany ary lany ho SGnâ € ™ ny « Association FÁƒ ©minine 08 Mars » ny tenako. Ny zavatra tsapako teo aminâ € ™ny fiaraha-monina dia tsy dia hita misongadina ny vehivavy eto Miandrivazo aminâ € ™ny sehatra fampandrosoana.Tsy misy sahy mandray anjara fitenenana ny vehivavy rehefa mivory.Ireo antony maromaro voalaza teo ambony ireo no nanosika ny feonâ € ™ny fieritreretako hanamafy ny fitarihana ny vehivavy hiroso bebe kokoa.
Tsy nitsahatra teo anefa fa nisolo tena ny vehivavy ny 09Aogositra 2009 hanangana ny « Plateforme Haricot de Miandrivazo »(PFH) satria ny Distrikanâ € ™i Miandrivazo no laharana voalohany aminâ € ™ny fambolena tsaramaso eto Madagasikara, ary io no tanjaky ny toe-karena eto aminay.
Ny 11 DÁƒ ©cembre 2010 aho no nahazo fiofanana voalohany momba ny « genre et leadership » tany Morondava niaraka taminâ € ™ny tetikasa SAHA sy ny EISA .
Nahazo fiofanana koa momba ny « genre et gouvernance » sy ny « fiatrehana ny fiovaovanâ € ™ny toetrâ € ™andro » ny 22 Novembre 2011 tany Antananarivo niaraka taminâ € ™ny Gender links sy ny SAHA. Nanomboka teo dia nitarika ny vehivavy nankalaza ny 16 andro iadiana aminâ € ™ny herisetra.
Ny taona 1992 aho no tafiditra niasa tao aminâ € ™ny Ministeranâ € ™ny Mponina ka Mpanabe tao tao aminâ € ™ny C.A.P- Pilote ( Centre dâ € ™ActivitÁƒ ©s Prescolaires ) tao Ranomafana Ifanadiana.Io CAP io dia teo ambaninâ € ™ny fiadidianâ € ™ny Ministeranâ € ™ny Mponina.
Taminâ € ™ny taona 1995 tany Ranomafana Ifanadiana saika nafindra toerana hafa ny Site niandreketako (BIT/PNUD / MAG 94 / 006 ) fa nihevitra ilay Vazaha Conseiller Technique fa tsy ho tafavoaka ny Tetikâ € ™asa ao aminâ € ™io toerana io rehefa avy nifampiresaka izy sy ilay Vazaha Tomponâ € ™Andraikitra ny â € œParc Nationalâ € taminâ € ™izany fotoana izany. Tsy nanaiky anefa aho fa nanao fanamby, nandresy lahatra ireo Vazaha roa tonta aminâ € ™ny hanaovana ilay tetikâ € ™asa ao. Ary dia tafajanona tao Ranomafana ihany nandritranâ € ™ny Tetikâ € ™asa ary nisy ny fiaraha-miasa natao taminâ € ™ny â € œ Parc Nationalâ € ary tsy nifanitsaka toerana niasana.
Tratrako ny fanamby napetrako taminâ € ™ny fametrahana ireo Fikambanam-behivavy ( Groupe dâ € ™IntÁƒ ©rÁƒ ªt Economique de Femmes na G.I.E ) miisa 04: – GIE Fanilo: voly anana sy legioma; – GIE Mitsinjo: fiompiana akoho natao hohanina;
– GIE Haingo: asa tanana aminâ € ™ny akora vakambero;
– GIE Miezaka: voly anana sy legioma;
– GIE Taratra: voly anana sy legioma.
Nanomboka teo dia voavolavola ho lasa tomponâ € ™andraikitra sy mpampiofana/mpanentana teo anivonâ € ™ny Ministeranâ € ™ny Mponina aho
Nahatsangana Fikambanana tanora mpiaro ny tontolo iainana antsoina hoe â € œ MAITSO TSARA â € ka voafidy ho filohanâ € ™izany ny taona 2013. Ary laninâ € ™ny be sy ny maro ho â € œ Coach Basketball â € vehivavy sy lehilahy izany Fikambanana izany.
Anisanâ € ™ ireo nofidiana ho solombavambahoaka Antananarivo Atsimondrano ny taona 2013.
Misahana andraikitra maro eo aminâ € ™ny fiangonana na dia mbola tanora aza. Voafidy ho
Mpiandraikitra SAMPATI FJKM Tsiafahy Fihavaozana ny taona 2014.
Mpampianatra mamy hoditra eo aminâ € ™ny fiaraha â € “ monina.
Nanaraka karazam â € “ piofanana maro mahakasika ny Miralenta ka voafidy ho mpitondra tatitra ireo vehivavy niharanâ € ™ny herisetra eny aminâ € ™ny fiaraha â € “ monina aminâ € ™ny fokontany sy ny kaominina.
Nivoaka fahitalavitra â € œ RTA â € (fandaharana â € œ Elle â € ) taminâ € ™na fanadihadiana momba ny fampitahÁƒ na ny vehivavy Malagasy sy ny vahiny eo aminâ € ™ny sehatra ara â € “ ekonomika ka nanjary maro ireo nahafantatra ilay â € œ Leader â € teo @ Kaominina sy ny manodidina.
Tafakatra FINAL taminâ € ™ny fifaninan â € “ kira â € œ La meilleure voix pour Jesus â € tao aminâ € ™ny FJKM Angodongodona Amboanjobe ka vao mainka nitombo ireo nahafantatra ilay â € œ Leader â € .
Manana ny mari â € “ pahaizana â € œ MaÁƒ ®trise e.s Economie UniversitÁƒ © Tananarive â € ka manana fahalalÁƒ na momba ny â € œ Leadership â € ary nahay nampifandray izany aminâ € ™ny Miralenta.
Anisanâ € ™ny olona mahafoy vola mivoaka avy any am â € “ paosy manokana hanatanterahana tanjona iray eo aminâ € ™ny fiaraha â € “ monina.
Nantsoinâ € ™ny mpizahan â € “ tany teo aminâ € ™ny kaominina hifanakalo hevitra sy handinika ilay tanjona lehibe dia ny â € œ Miralenta 2015 â € .
– Nohonâ € ™ny fahitako ny vehivavy osa sy marofo ary sahirana ao anatinâ € ™ny Kaominina dia tapa-kevitra aho fa hanentana ny fampiharana ny tanjona 28 ao aminâ € ™ny fenitry ny SADEC hanatsarana ny tanjona aminâ € ™ny taona 2015 sy hankalaza ny 16 andro iraisam-pirenena aminâ € ™ny Ady aminâ € ™ny Herisetra ato anatinâ € ™ny Kaominina. Oh : Hampihantra ny Miralenta mba handraisanâ € ™ny Lahy sy vavy andraikitra eo aminâ € ™ny sehatra rehetra.
– Hampandray andraikitra ny lahy sy vavy eo aminâ € ™ny asa iombonana
– Hanentana ireo vehivavy ho sahy handray andraikitra, ho sahy hamoaka ny heviny, ho sahy sehatra eo aminâ € ™ny ankohonany sy eo aminâ € ™ny fiaraha-monina ary hanana risi-po.
– Vehivavy tsy ho hianjadianâ € ™ny ady aminâ € ™ny Herisetra eo aminâ € ™ny fiainany rehetra ary hitondra fiovana sy ho sahy manapa-kevitra.
– Mijery akaiky ny tranga misy raha mahazo tatitra ary manaramaso izany hatraminâ € ™ny farany.
Fanaovana atrikâ € ™asa fiofanana sy fanaovana Programanâ € ™asa (PTA 2014) niarahana taminâ € ™ny Lehibenâ € ™ny Distrika sy ny Talem-paritra ny Mponina sy ny Asa Sosialy ao MENABE.
*Fampandraisanâ € ™ny Kaominina anjara ireo marefo taminâ € ™ny fampandrosoana ara-toe-karena.
*Fanofanana sy toromarika rehetra mifandraika aminâ € ™ny fananana kara-panondrom-pirenenena sy ny Kopia
V ao feno 22 taona monja ny tenako dia maty ny rainay ka ny reninay no namelona anay,marihina moa fa vehivavy manano-tena io reninay izay tena tsapako nitondra ny mangidy tokoa teo aminâ € ™ny famelomana anay 5 mianadahy)ka nanomboka teo no nanomezako lanja ny vehivavy ary dia nitohizako izany rehefa niditra teo aminâ € ™ny sehatra ny fampandrosoana teo aminâ € ™ny tontolo ambanivohitra ny tenako.
Ka ireto daholo ny sehatra ny asa izay nataoko ka nanomezako lanja ny vehivavy:
Taminâ € ™ny 2003,nanao fampianarana olon-dehibe niasa tao sahambavy, talatanapano, Ambalakindresy ary Alakamisy Ambohimaha(Faritra Matsiatra Ambony)ary manajary, ka nifarana taminâ € ™ny taona 2005
Eny,Voahaja ny zonâ € ™ny lahy sy ny vavy, mazoto kokoa ny mpiara-miasa aminâ € ™ny fanatanterahana ny asany, mifankatia sy miray hina ary mifanohana sy miara-miasa, mifanotrona rehefa misy zavatra atao, tsara fandraisana ny olona mitady servisy noho ny fampianarana sy ny fampiofanana eo aminâ € ™ny toeram-piasana ary ny fihaonana sy ny fifampitam-baovao ary fifanakalozan-kevitra entina hanatsarana ny asa isaky ny Alatsinainy. Eo ihany koa ny fakan-drivotra miaraka sy fifampizarana traikefa aminâ € ™ny faritra hafa toa anâ € ™i manakara taminâ € ™ny 2012 ary Mahajanga taminâ € ™ny 2013.