SHARE:
Talohan ’ny naha ivon-toerana Mendrika azy ny Kaominina dia tsy mbola narisika amin ’izany Miralenta izany, nefa noho ny fifanarahana teo amin ’ny Kaominina sy Gender-Links sy ny fiofanana ary ny fanaterahana ny FIHAONAMBE, izay natao tamin ’ny Marsa 2014 lasa teo dia nazava ary mitatra tsara ny fampafantarana ny Miralenta, amin ’izao anefa dia hita tokoa fa tena marisika sy vonona amin ’ny Miralenta ny lahy sy vavy ka hita eny amin ’ny fiaraha monina sy ny mpivady ary amin ’ny ireny sehatr ’asa ireny fa tsy hoe fiadiana ny zo an ’ny Vehivavy ka hanambaniana ny lehilahy izany fa fiaraha mita-tsorika ny fiainana sy ny firenena ho an ’ny fampandrosoana.
Download : 20377_coeankazoabopierrot.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on Ankazoabo mandala ny Miralenta sy Miady amin ’ny Herisetra