SHARE:
Efa maro ny asa nosahanina fa mbola mikasa ny hampitombo ny ezaka hatrany izahay hampihena ny tahanâ € ™ny herisetra. Ny mampiavaka anay dia ny fomba fanentananay ny fokonolona :
– Ny fanaonay dia ny mandeha an-tongotra aminâ € ™ny fokontany iray, izay olona mifanena aminay dia entaninay avokoa.
– Ny ety aminay moa dia kaominina ambanivohitra ka eny an-tsaha (mamboly sy miompy ary mamaky vato) no tena asa sahaninâ € ™ny ankabeazanâ € ™ny olona ka atoninay eny aminâ € ™ny asany eny izy ireo mba tsy hanapaka ny fitadiavany, ary indrindra eny ihany no tena ahitanay olona betsaka. Manatona any an-trano ihany koa izahay, izany hoe izay olona rehetra mifanojo aminay na ankalamanjana na antsaha na an-tanÁƒ na dia entaninay avokoa.
– Rehefa misy fivoriam-pokonolona dia mangataka fotoana fohy aminâ € ™ny tomponâ € ™andraikitry ny fokontany izahay hanaovana fanentanana.
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on ARO HO ANâ € ™NY VEHIVAVY NY FANENTANANA ATAO AMINâ € ™NY DAHOLOBE. ARY ANTOKA HO AZY IREO NY FANOFANANA OMENA AZY.