Fahampaharetana ny asa fanajarina ny tontolo iainana noho ny fiovaovan ’ny toetr ’andro tamin ’ny alalan ’ny hetsika fanentanana, fanabeazana, fampitan-kevitra sy fitsidihana valan-javaboary izay nataon ’ny Fikambanana INJARA

Fahampaharetana ny asa fanajarina ny tontolo iainana noho ny fiovaovan ’ny toetr ’andro tamin ’ny alalan ’ny hetsika fanentanana, fanabeazana, fampitan-kevitra sy fitsidihana valan-javaboary izay nataon ’ny Fikambanana INJARA


Date: May 22, 2015
  • SHARE:

Hita tokoa amin ’izao vaninandro iainantsika izao ny faharatsian ’ny toetr ’andro; nefa maro ireo olona tsy mbola mahafantatra ny antony mahatonga an ’izany .Izany indrindra no nahatonga ny fikamabanana INJARA sy ny fikambanana Respect course avy amin ’ireo mpinatry ny Oniversite Helsinki Finland nanao hetsika fanentanana sy fanabeazana ary koa fampitan-kevitra tao amin ’ ny Centre VALBIO Ranomafana izay notronin ’ ireo tompon ’ andraikitm-panjakana avy ao an-toerana ary koa ireo solotenany vondron ’ olona eny ifotony (VOI) isakin ’ny Fokotany niaviany avy sy ireo tanora izay mpikambana amin ’ny “Guide “ Ranomafana ary ireo solotenan ’ireo mpianatra avy ao amin ’ny faritra ny mpianantrin ’ny Oniversite ISTE sy ny INSCO.


Download : 20687_mainapplicationclimatechangetantely-elisoa-randrianarifidinarivo.docx

Comment on Fahampaharetana ny asa fanajarina ny tontolo iainana noho ny fiovaovan ’ny toetr ’andro tamin ’ny alalan ’ny hetsika fanentanana, fanabeazana, fampitan-kevitra sy fitsidihana valan-javaboary izay nataon ’ny Fikambanana INJARA

Your email address will not be published. Required fields are marked *