SHARE:
Ny tena mampiavaka ilay asa vita dia: Tsapa ary hita maso fa hatraminâ € ™ny nanentanana voalohany ny fampahafantarana ny vehivavy fa manana Zo feno ny Vehivavy rehetra eo aminâ € ™ny lafinâ € ™ny sehatra rehetra misy na ao an-tokatrano, na eo aminâ € ™ny fiaraha-monina indrindra fa eo aminâ € ™ny fandraisana andraikitra sy fana-pahan-kevitra eo aminâ € ™ny fitondrana ny Firenena, sy ny Fampandrosoana dia nahomby ary tafita ny hafatra natao.
Nahazo ny fanentanana sy fampiofanana ireo vehivavy eny ifotony dia samy mampiseho ny fahavononany avokoa rehefa misy ny asa na hetsika atao. Ohatra: Rehefa tong any 08 Marsa andro iraisam-pirenena ho anâ € ™I Vehivavy dia samy vonona avokoa ireo Vehivavy ireo, mampiseho ny maha-izy azy. Mavitrika mamonjy ny filaharana, mampiseho ny talentany aminâ € ™ny alalanâ € ™ny asa-tanana, Vokatra: (Fambolena, fiompiana) ny Fikambanan, ny Fokontany.
Ary efa samy mahalala fa misy ny â € ¦.. herisetra isan-karazany atao aminâ € ™izy ireo dia efa fantany ny lÁƒ lana haleha hampahafantarany ny herisetra atao azy izany. Izany dia vokatra azonâ € ™ireo vehivavy ireo taminâ € ™ny fanentanana azy sy fampiofanana natonâ € ™ireo fikambanana izay mandeha manao ny asa fanadihadiana eny ifotony.
Noho izany dia tsapa fa efa hita misongadina ny fahasahianâ € ™ny vehivavy mandray andraikitra any aminâ € ™ny tontolo manodidina azy
Download : 19101_gbvrazafindramiarana-jeaninemadagascar.docx
Comment on Fametrahana mazava tsar any LALANA FAMAIZANA anâ € ™ireo Lehilahy izay tratra mampijaly Vehivavy dimy (5) ka hatraminâ € ™ny folo (10) taona any am-ponja