Skip to content

Fametrahana sampana tanora miady aminâ € ™ny herisetra taminâ € ™ny alalanâ € ™ny fanentanana sy fampiofanana; fokontany Mokana

Linecurve pink 2x
| Gender Links

Ny fametrahana sampana tanora miady aminâ € ™ny herisetra eo anivonâ € ™ny fokontany dia najoro mba hisianâ € ™ny tambazotra aro Zo sy ady aminâ € ™ny herisetra indrindra ny mba hivelaranâ € ™ny tanora eo aminâ € ™ny sehatry ny fifandraisana sy ny serasera. Notsoahina manokana ny fokontany Mokana, nahatsangana sampana taorianâ € ™ny fampiofanana izay niarahana tamin'ny fikambanana CECJ; ary koa ho fanamafisana ny fiaraha-miasanâ € ™ny cellule de veille sy ny sampana tanora. Noho izany, nisy ny hetsika izay nataonâ € ™ny association CAFF sy ny CLUB DES JEUNES POUR LES DROITS HUMAINS tany aminâ € ™ny Centre de Formation Mahazengy Fianarantsoa( jereo sary), mba hisianâ € ™ny fifandraisana samy tanora ary koa ny anjara biriky oentinâ € ™ireo tanora ireo eny anivonâ € ™ny fiarahamonina misy azy raha sendra tranga herisetra. Vokatrâ € ™izany hetsika izany dia notohizana ny fandraisana andraikitry ny tanora ao amnâ € ™ny fokontany Mokana ka nahavitana izao asa izao.

Comments