SHARE:
Ny fomba amam-panao Malagasy no mahatonga an-dry zareo lehilahy ho maro anâ € ™isa eo aminâ € ™ny fitantanana ny toerana fanapahan-kevitra (Lehibena Orinasa, Filoham-pirenana, Benâ € ™ny tanana, â € ¦) Hita taratra izany eo aminâ € ™ny fitantanana ny raharaham-pirenena. Ny vehivavy kosa dia maro anâ € ™isa saingy mbola vitsy no mitazona izany toerana fanapahan-kevitra izany. Ny lalÁƒ na fototry ny zonâ € ™olombelona anefa dia manambara fa mitovy ny zonâ € ™ny lahy sy vavy eo aminâ € ™ny fitantanana ny raharaham-pirenena. Samy natao hifidy sy hilatsaka hofidiana avokoa izy ireo araka ny andininy faha 15 ao aminâ € ™ny lalam-panorenana ary hamafisinâ € ™ny voalaza ao aminâ € ™ny tanjonâ € ™ny SADC andininy faha 12-13.
Na ny lahy na ny vavy dia samy olom-pirenena avokoa, noho izany rariny sy hitsiny raha ny fampitomboana isanâ € ™ny vehivavy hoe eo aminâ € ™ny fitantanana ny fiainam-pirenena no imasoantsika olom-pirenena mba hahatratrarana ny fenitry ny SADC aminâ € ™ny taona 2015 fa ny 50% ny vehivavy no hitana toerana fanapahan-kevitra.
Koa izany indrindra no antony nisafidianako ny tetikasa: â € œolom-pirenena mandray andraikitraâ € ho fampandraisana andraikitra miaraka ny vehivavy sy lehilahy eo aminâ € ™ny fitantanana ny fiainam-pirenena mba hisianâ € ™ny fampandrosoana mitohy sady maharitra. Mba hahafahana manetsiketsika sy manatsara ary mampitombo ny traikefanâ € ™ny vehivavy eo aminâ € ™ny fitanana andraikitra fanapahan-kevitra. Mba ho maro anâ € ™isa ireo vehivavy mirotsaka hofidiana. Ho maro anâ € ™isa toa izany koa ireo milatsaka ho mpifidy. Ny lehilahy dia ho resy lahatra aminâ € ™izay ka hanome toerana ny vehivavy fa tsy hanilikilika azy ireo intsony, satria ny entan-jaray mora zaka, hoy ny Ntaolo Malagasy.
Download : 19063_formulaire-nathalie.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on FAMPAHEFANA NY VEHIVAVY EO AMINâ € ™NY FITANTANANA NY RAHARAHAM-PIRENENA HATRANY AMINâ € ™NY 50% AMINâ € ™NY TAONA 2015â €