FAMPANDROSOANA ANâ € ™I MAHAJANGA NY FAMPIHARANA NY MIRALENTA


Date: June 5, 2014
  • SHARE:

Efa nisy ihany ny fampandraisana andraikitra ny vehivavy teo aloha satria raha jerena ny antotanâ € ™isanâ € ™ireo vehivavy tomponâ € ™andraikitra taminâ € ™ny fitantanana an-tampony dia nahatratra 29%na 9/31.Taminâ € ™izany anefa mety mbola nanjavozavo ihany ny fahafantarana ny atao hoeâ € MIRALENTAâ € vokatrâ € ™izany nisy ny fisalasalanâ € ™ny tomponâ € ™andraikitra aminâ € ™ny fametrahana ny vehivavy aminâ € ™ny toerana tokony nisy azy.Ankehitriny kosa dia nisy ny fiovanâ € ™ny fomba fijery ka hita taratra fa efa manana fahatokisana ny vehivavy ny lehilahy ary sahy manome toerana ambony azy ireo eo aminy sehatrâ € ™asa.Porofonâ € ™ izany ny nametrahana vehivavy ho â € œDirecteur de lâ € ™Assainissement et de lâ € ™AmÁƒ ©nagement Urbainsâ € izay isanâ € ™ny vehivavy voalohany nitana io toerana io.


Download : 19132_coe-governanceurban-council-of-mahajangamadagascar.docx

Comment on FAMPANDROSOANA ANâ € ™I MAHAJANGA NY FAMPIHARANA NY MIRALENTA

Your email address will not be published. Required fields are marked *