Fampidirana ny miralenta eo @ rafi-panjakana sy ny tomponâ € ™andraikitra mahefa


Date: June 5, 2014
  • SHARE:

Teny ampiandohany dia maro anisa foana ny lehilahy tomponâ € ™andraikitra tao aminâ € ™ny ministera ary lehilahy fa izao dia efa maro ireo vehivavy tomponâ € ™andraikitra ao ary na ny Ministra aza dia vehivavy. Taloha tsy mba nisy izany vehivavy Tale paritra izany fa izao dia efa misy enina (6).
Rehefa nanomboka noresahina ny miralenta dia nisy politika nasionaly iray aloha natao ho fampivoarana ny fiainanâ € ™ny vehivavy (PNPF) ,nohatsaraina izy io taty aoriana ka namoaka ilay drafitrasa nasionaly momba ny miralenta sy ny fampandrosoana ny ministera (PANAGED): mampiasa anâ € ™ity drafitrâ € ™asa ity avokoa ny rehetra natao fanomboana ny asa ary anisanâ € ™ny fanovana azo tsapaina Tanana ny fahitana ireo mpikatroka ara-sosialy sy ara-fandrosoana ankehitriny satria dia mivoy anâ € ™ny resaka miralenta ny rehetra ary manao izay hampiarana izany ny tsirairay. Taloha tany aminâ € ™ny ministera foibe dia nisy foibe natao hoe fampivoarana ny vehivavy fa aminâ € ™izao izy io dia antsoina hoe foibe fampiroboroboana ny miralenta izay tena manana adidy goavana ampandeha ny fampiarana ny miralenta aminâ € ™ny asa rehetra atao.

Tantara fohy maneho izany fiovana izany: Ao aminâ € ™ny ministera foibe dia misy toerana iray natokana ho anâ € ™ireo reny mpianakaviana mitaiza kely mba afahany mikolokoy ny zanany na dia amperinâ € ™asa aza izy. Ny ora fiasana dia azo hifanarahana fa mila mameno ny fatra voafehinâ € ™ny lalÁƒ  na fotsiny, izany dia manome fahafahanâ € ™ ireo renim-pianakaviana andamina ny fotoany ka ampirindra ny any antokantrano sy ny ao ampiasana. Mitovy koa ny fifampizarana andraikitra na eo aminâ € ™ny lahy na eo aminâ € ™ny vavy


Download : 19120_governmentdianela-cinnamadagascar.doc

Comment on Fampidirana ny miralenta eo @ rafi-panjakana sy ny tomponâ € ™andraikitra mahefa

Your email address will not be published. Required fields are marked *