
SHARE:
Nohonâ € ™ny andraikitra lehibe izay napetrakinâ € ™ny Benâ € ™ny TanÁƒ na tamiko teto anivonâ € ™ny Kaominina Anjomanâ € ™Ankona momba ny fananan-tany dia anisanâ € ™ny tomponâ € ™andraikitra voalohany aho aminâ € ™ny hisianâ € ™ny fanananâ € ™ny rehetra zo mitovy aminâ € ™ny tany, anisan’ny laharam-pahamehana ny hanananâ € ™ireo vehivavy kara-tany ka napetraka ny laminasa mba hahafahana hanatanterahana izany izay niarahana taminâ € ™ireo ekipa kaominaly, nahatratra 64 ny isanâ € ™ireo vehivavy nisoratra aminâ € ™ny tany ao anatinâ € ™ny mpangataka 214, nohonâ € ™ny fiarahamiasa sy fiarahamientana nataonâ € ™ireo tomponâ € ™andraikitra kaominaly ary indrindra ny fahazoana fiofanana mikasika ny miralenta dia anisan’ny nanamora ny fanatanterahana ny tanjona, azo lazaina fa nisy ny fahombiazana raha mitaha aminâ € ™ireo Kaominina ato anatinâ € ™ny Distrika satria Anjomanâ € ™Ankona no maro indrindra ny vehivavy nahazo kara-tany sady voalohany raha aminâ € ™ny isan-jato no jerena. Natao ireo fomba rehetra izay ho entina handresena lahatra ny vahoaka hanoratra ny taniny satria ny tany no anisanâ € ™ny fototra aminâ € ™ny tsy fandriampahalemana ka anisanâ € ™izany ny fiarahamiasa akaiky natao taminâ € ™ireo servisy misahana ny fananan-tany toy ny Topo sy ny Domaine izay nanampy indrindra taminâ € ™ny fanentanana momba ny fandovÁƒ na ary ny fampianarana fohifohy nataon’ny Procureur de la Republic sy ny Juge de 1er instance teto anivonâ € ™ny Kaominina, eo ihany koa ny fiaraha-miasa amin’ireo filankevitra Kaominaly amin’nyâ € œsentence arbitraleâ € , ankoatrâ € ™izay dia nisy fampidinana 20% ny vidinâ € ™ny kara-tany hoanâ € ™ireo vehivavy mangataka, nisy ny fifidianana ireo Fokontany natao pilÁƒ ´ty nanaovana ny fanandramana ary napiharina aminâ € ™ireo Fokontany rehetra izany hatraminâ € ™izao.
Download : 19083_womens-rights-post-2015manatombonasandratra-samueline-a.doc
Comment on Fampiharana ny fitovian-jo ny lahy sy ny vavy aminâ € ™ny lafinâ € ™ny fananan-tany aminâ € ™ny alalanâ € ™ny fanomezana kara-tany