Fampiroboroboana haha-matihanina ny zotram-pamokarana Tsaramaso sy famporisihana ny Vehivavy hirotsaka aminâ € ™ny asa famokarana ao aminâ € ™ny Distrikanâ € ™ny Miandrivazo


Date: June 3, 2014
  • SHARE:

Ny PFH dia vovonana iray ivondronanâ € ™ny mpisehatra tsaramaso rehetra eto aminâ € ™ny Distrikanâ € ™I Miandrivazo. Mikambana ao avokoa ny Distrika, ny OPCI FIVOARANA(Organisation Publique de Cooperation Inter-Communale) ny PPS(Paysans producteurs de Semences), ny OPF(Organisation paysanne FeutiÁƒ ¨re), ary fikambanam-behivavy miisa 17 ato anatinâ € ™ny Distrika.
Ny PFH dia manana vina dia ny hamerenana indray ny lazanâ € ™ny tsaramasonâ € ™I Miandrivazo. Fantan-daza eran-tany ny PFH hatraminâ € ™ny 2012 taminâ € ™ny alalanâ € ™ny â € œFestival Laingonâ € ™ny Betsiriryâ € . Ny DIstrikanâ € ™I MIandrivazo no mpamokatra tsaramaso voalohany eto Madagasikara ary manana ny mampiavaka azy, dia ny â € œLingot Blancâ €  izany. Ka rehefa aondrana io tsaramaso io dia ny hoe â € œLingot Blanc de Miandrivazoâ €  no apetaka eo aminâ € ™ny etiquette.
Nisafidy koa izahay eto aminâ € ™ny Distrika mba ho maro anâ € ™isa ao aminâ € ™ny PFH ny fikambanam-behivavy hanamorana ny fanambinâ € ™ny fanjakana aminâ € ™ny fametrahana ny MIRALENTA aray hahafahana mamporisika sy mampianatra ny vehivavy handray anjara aminâ € ™ny fampandrasoana ara-toekarena.
Raha fehezina dia fambolena tsaramaso no mampalaza ny DIstrikanâ € ™I Miandrivazo ary io no tanjaky ny toe-karena voalohany eto aminâ € ™ny Distrika miantoka ny fivelomanâ € ™ny tantsaha 90% ato aminâ € ™ny Distrika.


Comment on Fampiroboroboana haha-matihanina ny zotram-pamokarana Tsaramaso sy famporisihana ny Vehivavy hirotsaka aminâ € ™ny asa famokarana ao aminâ € ™ny Distrikanâ € ™ny Miandrivazo

Your email address will not be published. Required fields are marked *