![Mobile Menu](https://genderlinks.org.za/wp-content/themes/CSI/images/mobile-button.png)
SHARE:
Ny fikambanana mirindra izay fikambanana miasa akaiky miaraka aminâ € ™ny Ligy Afrikanina ato aminâ € ™ny faritra Fianarantsoa dia nanao tetikasa ho fanajana ny ZO sy ny FETRA takianâ € ™ny SADEC sy ny lalÁƒ na manan-kery eto aminâ € ™ny tany sy ny Fanjakana momba ny Zonâ € ™ny ankizy eo aminâ € ™ny lafiny fidirana an-tsekoly sy ny faharetanâ € ™ireo ankizy an-tsekoly ary ny fananganana fikambanana manaja ny zo rehetra mahakasika ny olombelona sy ny tontolo iainanana. Ka ny kaominina ambanivohitry Tolongoina ao aminâ € ™ny Distrikanâ € ™Ikongo no tena nokendrena voalohany satria izy no tena nahitana endrika tsy fanajana anâ € ™ireo ZO sy Fenitra voalaza etsy ambony. Ny tena nanaitra nandritra ny atrikasa izay natao dia ny nahenoana ny fitarainanâ € ™ireo Reni-pianakaviana fa « ny zaza vavy raha vao mahay manoratra sy mamaky teny ka mahay mikaonty vola dia hajanona mianatra satria sarotra ny fiainana sady efa ampy hoentiny hanambady izany fahaizany izany ». Teo dia nanapa-kevitra ny ekipanay(sary eo ambany) izay nidina tany an-toerana fa hotoerinay sady atao laharam-pahamehana ny fampitoviana zo ireo zaza aminâ € ™ireto lafiny manaraka ireto : voalohany eo aminâ € ™ny lafiny fidirana an-tsekoly dia tsy avahana na lahy na vavy fa tsy maintsy aiditra an-tsekoly avokoa rehefa tonga ny fotoana fidirana an-tsekoly. Faharoa tsy asiana avakavaka eo aminâ € ™ny faharetanâ € ™ireo zaza ao an-tsekoly fa raha mahatody mianatra hatraminâ € ™ny farany ny zazalahy dia tsy maintsy atao koa ny ahatodianâ € ™ireo zaza vavy izay mbola mazoto hianatra hatraminâ € ™ny farany.Atsangana ny fikambanana miaro ny fitovian-jo eo aminâ € ™ny ankizy izay mbola mianatra sy ny fiarovana ireo Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana
IRETO NY EKIPANAY :avy aty ankavia miakavanana Atoa Pilaza Ghislain (Filohanâ € ™ny Fikambanana MIRINDRA, Atoa CLARK FrÁƒ ©deric (Solo-tenanâ € ™ny Mpamatsivola ZANAKâ € ™ALA), Atoa SIMON (superviseur), Atoa ANDRIAMIHAJA Jean(teknisianina mombanâ € ™ny fampandrosoana) farany dia ny Mpaka sary Atoa Radoniaina (socio-orga sady mpanentana)
Download : 19058_alliancebuilidingandcolaitionpilaza-ghislainmadagascar.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on FAMPITOVIAN-JO NY FIDIRANA SY FAHARETANA AN-TSEKOLY HOANâ € ™IREO ZAZA LAHY SY VAVY TANY AMINâ € ™NY KAOMININA TOLONGOINA TAONA 2013