
SHARE:
Talohanâ € ™ny naha ivon-toerana mendrika ny kaominina Miarinavaratra dia efa nanana fandaharanâ € ™asa mikasika ny miralenta ny kaominia izay niarahany taminâ € ™ny fandaharanâ € ™asa ACORDS. Nijoro taminâ € ™izany ny Fikambananâ € ™ny vehivavy 8 Marsa. NIsy ny rafitra mijoro atao hoe â € œComitÁƒ © de Pilotage Genre (CPG)â € . Rehefa tapitra ny fandaharanâ € ™asa ACORDS dia nanohy ny asany hatrany ny CPG ary mbola notohananâ € ™ny fandaharanâ € ™asa SAHA indray ; avy eo nanana drafitrâ € ™asa isan-taona hatrany ny CPG ary natolotra foana ny Mpanolotsaina kaominina mba hankatoavina tao aminâ € ™ny Programme de Travail Annuel (PTA). Niroborobo ny fampahafantarana sy fivoizana ny miralenta teo aminâ € ™ny Kaominina Miarinavaratra saingy voafetra ihany sehatra ahafahana mivelatra noho ny enti-manana.
Nijoro ankehitriny ny Kaomitinâ € ™ny Miralenta taminâ € ™ny 13 Oktobra 2011 ary mpikambana 25 ka 13vavy ary 12lahy.
Download : 19134_coe-governancecoe-miarinavaratramadagascar.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on FANAMAFISANA FAHAIZA-MANAO HO FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA