Fanamafisana y paikady hiadiana amin’ny herisetra


Date: June 4, 2014
  • SHARE:

Mba hampaharitra ny asa aminâ € ™ny ady aminâ € ™ny herisetra dia maro karazany ny paikady efa napetraka hiadiana aminâ € ™ny herisetra toiny: fampandraisana anjara ireo ivotoerana fampenarana tanora, toerana fitaizana ankizy marofo sy manana fahatsembanana, toerana fanovozam-pahalalana rehetra na ara teolojia na ara tekinika eo iany koa ny ao anivonâ € ™ny fiangonana.
Ka izany rehetra izany dia nasiana solontena isanisany miaraka aminâ € ™ireo solontena avy aminâ € ™ny fokontany sy Kaominina Ambanivohitra mba ho andrimaso mpokonâ € ™olona; ka nomena fiofanana izy ireo mba ahay andray antanana ireo niarany herisetra ary ahay ampianatra ireo mpiarabelona aminâ € ™ny ny ady atao aminâ € ™ny herisetra.
Aloany nahatongavana taminâ € ™ireo paikady ireo nefa dia maro ny dingana narahina toinâ € ™ny fandresendahatra ireo mpitondra ara mpanjakana sy ara-drazana eny ifony, ireo tomponandraikitra ny sampandraharaha samy hafa hiarahana miasa aminâ € ™ny ady aminâ € ™ny herisetra toinâ € ™ny ny ao aminâ € ™ny fahasalamana, ao aminâ € ™ny fitsarana, ny mpitandro filaminana(gendarme, policeâ € ¦), ny eo anivonâ € ™ny fampianarana, ireo manao asa socialy rehetra(ny sampandraharaha ny mponina, ny fikambanana maro samihafa),ny sampandraharaha mpanjakana rehetraâ € ¦
Eo iany koa ny fidinana eny ifotony fanaova fanentanana ireo vahoaka mba hiara ientana aminâ € ™ny ady aminâ € ™ny herisetra
Ary fanaovana tatitra ny asa vita eo anivonâ € ™ny sempandraharaha isany eto anivonâ € ™ny faritra


Comment on Fanamafisana y paikady hiadiana amin’ny herisetra

Your email address will not be published. Required fields are marked *