Fanatsarana ny tsy fanjarian-tsakafo eo aminâ € ™ny vehivavy sy ny ankizy


Date: June 3, 2014
  • SHARE:

Ny fikambanana ASM na Association Spiruline Mananaina dia niorina ara-panjakana taminâ € ™ny 14 may 2009. Ny Fikambanana dia miompana indrindra aminâ € ™ny ady aminâ € ™ny tsy fanjarian-tsakafonâ € ™ny akamaroanâ € ™ny Malagasy ankehitriny. Mitsinjo manokana ireo vehivavy sy ny ankizy izy aminâ € ™izany. Mikajy mandrakariva ny tontolo iainana ka mampiasa araka ny tokony ho mety ireo akora na vokatra voajanahary.Manentana ny eny ifotony aminâ € ™ny fanjifana ny sakafo ara-pahasalamana ary koa ny hamokarana ireo fanampy tsakafo mahavelona ho fanatsarana sy fampandrosoana ny fari-piainanâ € ™ny vahoaka indrindra ireo sokajy marefo toy ny vehivavy sy ny ankizy.
Nisafidy ny hamboly sy hitrandraka ny â € œspiruline â € œ lomotra maitso manga mitondra ny anarana siantifika â € œ arthrospira platensisâ €  ny ASM. Misy aminâ € ™ny toerana voajanahary dobo na farihy rano mamy any aminâ € ™ny faritra atsimo ny nosy izy io. Nefa araka ny fikarohana maro izay efa nataonâ € ™ny manam-pahaizana era-tany dia azo hambolena ao anaty dobo io karazana lomotra io. Vokatrinâ € ™ny fikarohana sy fiofanana isan-karazany dia manao izany famokarana spiruline ao anaty dobo izany ny ASM eto Bevalala Andoharanofotsy sy any Belobaka Mahajanga. Ao an-toerana fitrandrahana ihany no hanaovana ny fanodinana izany ho azo hohanina rehefa avy nosodihana sy hamainana ary totoina sy atao anaty fonosana . Mitaky asa voakaly sy manaraka ny fenitra izany fambolena izany satria ao anaty dobo dia tokony ho hita ao ireo fepetra mahavelona sy mampitombo ireo lomotra ireo. Koa aminâ € ™izany dia mila fanaraha maso akaiky ary fahadiovana ny asa fambolena sy fanodinana lomotra maintso manga. Sokajina anisanâ € ™ny fanampi-tsakafo ny spiruline fa tsy fanafody akory. Mitondra vitamine isan-karazany, sira mineraly maro sy oligo Áƒ ©lÁƒ ©ments ary mampitombo ny hery fiarovana koa. Miara-miasa aminâ € ™ny minisitera ny fahasalamana izahay aminâ € ™ny fanomezan-dÁƒ  lana hanaparitaka azy io.
Mitety tanÁƒ  na na vohitra ny ekipa ASM manentana sy mampafantatra ny mponina ny fahasoavana azo avy aminâ € ™ny spiruline, ary haparitaka aminâ € ™ny sarany fandraisana anjara.
Misy koa ireo vondrona na fikambanana miara miasa toy ny fokotany na fonja na sekoly na toby pahasalamana izay hanomezana maimaim-poana arakâ € ™ireo toe-javatra eo ifotony.


Download : 19080_allianceandcoalitionbuildingraveloarimanana-harivola-yolandemadagascar.docx

Comment on Fanatsarana ny tsy fanjarian-tsakafo eo aminâ € ™ny vehivavy sy ny ankizy

Your email address will not be published. Required fields are marked *