Fandraharahana eo anivonâ € ™ny fiompiana


Date: June 3, 2014
  • SHARE:

Voalohany dia ny fikambanana FBM na Fikambanam-Behivavy Mpandraharaha dia fikambanana ara-panjakana ny 12 aprily, 2012, misahana ny hampandroso ny farimpiainan’ireo vehivavy mpikambana ka manolotra tetikasa maro ho tanjona ny fampandrosoana maharitra sy ho fampivoarana.
Ny iray anisan’ireo tanjona goavana dia ny fandraharahana aminy ankapobeny izany hoe ny famoronana asa izay tena manavanana ireo mpikambana.
Ny Mpikambana ao amin’ny fikambanana dia tsy mitsahatra ny mamorona tetikasa ka efa nanao fifampiraharahana miaraka aminy mpamatsy vola tahaka ny OTIV mahasoa taminy fanitarana sy fanatsarana ny fiompiana ihany ka efa mirindra tsara any fifampiraharahana.
Nisy koa ny fanampiana ny ara sosialy ny fikambanana hafa tahaka ny Association VEMAIA izay nanaovana “ny consultance organisation d’Áƒ ©vÁƒ ©nement sy ny confÁƒ ©rence de presse ny Ben’ny TanÁƒ  na ary ny valo martsa 2013 niarahana tamin`ny commune Ivato aeroport.
Akoatra ny fifampiraharahana sy ireo tetikasa miaraka amin`ireo mpamatsy vola dia manao asa soa any ampiangonana koa ny fikambanana tahaka ny mandray anjara boriky aminy asa fanorenana ny fiangonana sy manome karazana toro hevitra mahasoa ho an’ny tanora mba hanantsarany ny ho aviny sy handraisany an-tanana ireo andraikitra manoloana azy.
Ny tena mahaomby ny asa dia ny finiavan`ny tsirairay ary ny finoana sy ny tsenan’ny tetikasa. Ka ny fiompiana no asa ho velabelarina eto izay tena ao anatiny fiakarana tokoa.
Ka arak`izany ho an`ireo mpikambana izay manao tetik`asa dia mila an`ilay atao hoe “Etude de marchÁƒ ©” alohan`ny ametrahana ny tetikasa mba ahomba ka ny mpiakambana izay manana traikefa no no manatanteraka izany.


Download : 19062_allianceandcoalitionbuildingraharimanjaka-lalaomadagascar.docx

Comment on Fandraharahana eo anivonâ € ™ny fiompiana

Your email address will not be published. Required fields are marked *