
SHARE:
Toamasina tanÁ na be vahiny indrindra noho ny fisian ’ny zotra maro toy ny zotra hanabakabaka-antanety .Andranomasina,fiara an-dalamby ,indrindra ny fisianny seranan-tsambo sy orin ’asa ngeza be toy ny Ambatovy izay mitrandraka NICKEL sy COBALT.
Maro ny olona tsy an ’asa eto Toamasina noho ny fitakiana mari-pahaizana BAC ka maro ny ankizy miditra amin ’asa fivarotan-tena . Ny fikambanana izay misy ahy dia miaro ireo herisetra mahazo ny olonan indrindra ireo ankizy mpivaro-tena ireo .
Ny asa ataonay dia manao fanentanana mikasika ny fahasalamana sy manentanaamin ’ny fiarovana aretina azo avy amin ’ ny firaisana ara-nofo tsy voaharo. Manao koa izahay momban ’ny fiarovana azy ireo amin ’ny tondro molotra sy fanilikilihana ary mampahafantatra ny zo tokony ananan ’ny tsirairay.
Ny fikambanana FIVEMITO izay miara-miasa amin ’ny FPFG dia mandray ny tarainan ’ankizy izay tratran ’ny herisetra . Misy fandraisana ireo tratran ’ny tsindry hazo lena.Miady amin ’ny fahantrana vokatry ny tsy fananan ’asa . Miara mamolavola ny tetik ’asa hafan ’ny fikambanana miroso amin ’ny tsaratsara kokoa.
Download : 21053_razafindravao-germaine-droit-sexuel-et-reproductif.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on FANDRESENDAHATRA ADY AMIN ’ny fanilihana sy tondromolotra