
SHARE:
Ny asa fanentana ny tanora dia asa fampafantarana ny atao hoe zo sy ny fomba fampiharana azy.izany hoe ny voalohany dia karazana fiofanna kely fapanfantarana ny hiaingana miady aminâ € ™ny herisetra tsy inona fa ny zo.
Ny zo ampianarana eo dia zo arakaraka ny taona ny tanora entanina, raha latsaka 18 taona dia ireo zo fototra ny ankizy no ampafantarina azy.
Raha mahery 18 taona dia zo fototra ny ankizy sy ny zo mikasika ny fanambadiana ary fampafantarana fa ny zo dia tsy mifidy na lahy na vavy fa mitovy daholo, ka miditra ankapobeny aminâ € ™ny atao hoe miralenta.
Raha vita ireo fampafantarana ireo dia miditra aminâ € ™ny famaritana ny atao hoe herisetra, ka filazana fa ny zo tsy miatra no fototra ny izy io.ka filazasy fampafantarana ny herisetra karazany efatra matetika miseho.(ara-batana,ara-moraly,ara-sexualy,ara-ekonomika).
Vita ireo fampafantarana ireo, dia miditra aminâ € ™ny sehatra hoe inona ny atao ra hiaranâ € ™ny herisetra:fanantonana ny tomponâ € ™anraikitra isan-sokajiny(chef fokontany, ny fikambana aro-zo, ny hÁƒ ´pitaly, ny polisyâ € ¦.)
Ny fampiofanana dia any an-tsekoly any mihitsy no atao, na aminâ € ™ny toerana fivorianâ € ™y fikambana, efa sekoly eo aminâ € ™ny 4 isan-taona no voaentana ka miovaova lakilasy ao anatiâ € ™ny sekoly iray, ny fikambana tanora dia eo aminâ € ™ny 2 na 3 isan-taona eo no vita.
Ny mampiavaka ny asa dia voalohany fisorohona ny herisetra no atao,ary fonolorana lalana ny olona raha sendra ka misy tranga na herisetra miseho na mihatra aminy na aminâ € ™ny mpiaramonina aminy.
Ny hesika natao dia fanentanana, scenette kely, famaliana fanontaniana.
Download : 19106_gbvwai-ley-joridamadagascar.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on FANENTANANA MPIANATRA SY TANORA ARY FIKAMBANANA TANORA