SHARE:
Fandraisana an-tanana ireo olona izay iharanâ € ™ny herisetra na lahy, na vavy, na ankizy izay miseho aminâ € ™ny endrika maro samihafa izany. Ao anatinâ € ™izany ny fampahafantarana azy ireo izany hoe : fanomezana ny toro-lalana izay tokony hatao fa indrindra ny fampahafantarana ny zo fototra izay anananâ € ™ny tsirairay ary mba hampisy lanjany izany eo anivonâ € ™ny fiaraha-monina sy ny mpiara-belona.
Ny tena mampiavaka ilay asa dia maimaim-poana ny asa atao izany hoe tsy misy tambiny na vola aloa ary izay rehetra manana olana ka raisinay an-tanana dia mazÁƒ na saika mahomby avokoa ny fandraisana azy ireo ary koa ny fandraisanâ € ™izy ireo ny torolalana izay omenay azy ; fa ny tena hita soritra dia ny fiekenâ € ™izy ireo fa hay moa tena anisanâ € ™ny manan-danja ny zo ananâ € ™ny tsirairay ary tsy anavahana saranga na halebeazana fa samy mitovy daholo.
Hetsika natao : Fandraisana an-tanana, fidirana ifotony ireo manana olana.
Comment on Fanohanana ireo vehivavy niharanâ € ™ny herisetra aminâ € ™ny alalanâ € ™ny fampiofanana