FANOHERANA NY HERISETRA


Date: June 3, 2014
  • SHARE:

Izaho dia efa parajuriste ao aminâ € ™ny CECJ Toamasina, matetika izahay ampiofanina momba anâ € ™io asanay io izahay mba ho tena matianina ary afahanao mampitombo ny trai-kefa izay anananao.Tsimaintsy miainga any aminâ € ™ny fokontany any ny fanentanana.Tsara ho marihina fa io asa io dia asa fanasoavana ka mitaky ireto zavatra ireto :
-fitiavana
-fahavononana
-Fahasahiana
-Fitanana tsy ambara telo
Matetika izaho rehefa tsy miasa ireny dia lasa manao fanentanana eo aminâ € ™ny fikontany izay misy ahy satria efa ela no nipetrahako taminâ € ™io toerana io ka fantako ny olona eo aminay. Azavaina aminy inona ny tokony hataony manoloana ny herisetra manjo azy, ary atoroko azy koa ny ivon-toerana mba hanesorako azy ao anatinâ € ™ny lavaka misy azy


Download : 19075_gbvbefourouack-karimo-jocelynemadagascar.docx

Comment on FANOHERANA NY HERISETRA

Your email address will not be published. Required fields are marked *