
SHARE:
Nahafahanay nampiroborobo ny fiarahamiombonantoka ny hetsika nataonay tamin ’ny fampihenana ny herisetra mianjady amin ’ny vehivavy.
Satria efa ampitadiavana vahaolana mahakasika izany ny kaominina fa ny fanatanterahana azy no sisa. Koa rehefa natolotray ny mpitondra ny tetik ’asa nay dia resy lahatra izy sady mora taminy koa ny nijery mpiaramiombonatoka “ GRAIS de VIE ” amin ’ny fanatanterahana ny asa. Izy ireo no mamatsy ny zanakazo sady manakarama koa ny ankabetsahana vehivavy amin ’ny fikarakarana ny zanakazo
Download : 20649_mainapplicationclimatechangenarison-berthin.docx
GL Special Advisor @clowemorna opens the floor & breaks the ice in welcoming all the different grantees with their country's @WVLSouthAfrica Conference#GenderEqaulity#CSW69 pic.twitter.com/P9zDtXcIAy
— Gender Links (@GenderLinks) March 5, 2025
Comment on FIAROVANA FARIHY SY TONTOLO IANANANA