SHARE:
Asa telo lehibe no notanterahinay teo anivonâ € ™ny fikambananay :
– Fiarovana ny vehivavy hiaranâ € ™ny herisetrasy ny zony 2008-2014
– Miralenta sy ny fampandrosoana 2012-2014
– Fiarovana sy fisorohana ny zazavavy miteraka alohanâ € ™ny 18 taona (2009-2014)
– Fiarovana ny zonâ € ™ny zaza 2008-2014
Ka raha ny asa aminâ € ™ny ankapobeny no resahina dia misandrahaka eto anivonâ € ™ny Distrikâ € ™Antalaha ny asanay satria ny communes 09, Fokontany 16 no efa voatsidikay hatraminâ € ™ny 2008. Ny mampiavaka ny asanay dia manana ivo-toerana andraisana ny vehivavy iharanâ € ™ny herisetra izahay na â € ˜Centre dâ € ™Áƒ ©coute et de conseil juridiqueâ € izay ao aminâ € ™ny biraonâ € ™ny Distrikanâ € ™Antalaha ary miara miasa akaiky aminâ € ™ny Direction de la Population et des affaires Sociales, ny Tribunal, ny fahasalamana, ny haino aman-jery, ny Police judiciaire, ary ny Sefom-pokontany sy ny vahoaka izaha. Raha ny herisetra no tenenina. Mampiasa boky tsiambaratelo koa izahay fa ny tena zava-dehibe dia ny fiaraha miasa aminâ € ™ny radio RNA eto an-toerana, izay anaovanay fandaharana isaka alahady hariva aminâ € ™ny 5 ora sy 30 minintra. Nanomboka taminâ € ™ny taona 2009 ka hatraminâ € ™izao. Maro ny fampiofanana efa nataonay niaraka taminâ € ™ny tribonaly: â € œPorte ouverteâ € , miaraka aminâ € ™ny hopitaly snsâ € ¦
Download : 19104_gbvsoadava-danielmadagascar.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on Fiarovana ny zonâ € ™ny vehivavy sy ny zaza eo anoloanâ € ™ny herisetra ary fivoizana ny miralenta.