SHARE:
Fanazavana fohifohy momba ny tetikasa natao
Tena hiaraha mahalala izao fiovaovan’ny toetr’andro izao, toy ny fambolena tsy manjary vokatry izany
Ritra ny Rano vokatry izany ihany koa. Koa izany no nanosika anay hanao izao fanentanana sy asa momba ny fiovaovan’ny toetr’andro
Mba hisian’ny fitoania araka ny toetr’andro
-Hialana amin’ny fijaliana mahazo vokatry ny fiovan’ny toetr’andro, hanentana ny mpanao dorotanety
-Hanorina foto-drafitr’asa hiadiana amin’izany
Anisan’ny adidy mavesatra ho an’ny
Maro izao fiovaovan’ny toetr’andro:
Ireto avy anefa ny asa izay natao
-Nanao fanentanana any Ambanivohitra
-Nanao fambolen-kazo iarahan’ny be sy ny maro.
-Nanao fizarana ho an’ny olona ary tamin’ny fomba mifandaza no nanaovana izao nanalotra vary sy voamaina ary menaka fiaraha miasa amin’ny mpiara Miombon’antoka fa mpizara fotsiny no ataon’ny mpikambana, iaraha amin’ny FI.TA.HA izany ary Association le Bon Samatien’s no nanolotra izany.
Amin’ny ankapobeny, eo amin’ny 114 ny olona nahazo tombotsoa; Eo amin’ny 49% eo no ho eo ny vehivavy amin’ireo
200 000Ar ny tetibola mahaleotena momba ny Miralenta, tsy misy ny avy amina fandaharan’asa efa misy, 3 000 000Ar avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka. 3 200 000Ar izany no tetibola nilaina nanatanterahana ny tetikasa
Toy izao anefa no nandrefesana izany , tamin’ny alalan’ny fandraisana anjaran’ny be sy ny maro ary taham-pahavitrihan’ny olona
Toy izao anefa no nandrefesana izany , tamin’ny alalan’ny fandraisana anjaran’ny be sy ny maro ary taham-pahavitrihan’ny olona
-Anisan’ny izany ny tahana azo tamin’ny alalan’ny isan’ny olona tonga nanantanteraka ny asa ohatra fambolen-kazo
-Anisan’ny olana bevata aty aminay ity tsy fahandriamapahalemana ity koa miteraka fahasarotana izany satraia indray andro raha namonjy fanentanana narahana fanampiana ny olona dia norobain’ny dahalo ny namany, izany zavatra izany anefa dia samy niarahanay tamin’ireo fikambanana FITAHA, koa tonga tamin’izany ny appareil photo sy ny téléphon, ary ny zavatra izay azony nalaina teny amin’ny vatanay.
-Betsaka ny lehilahy izay manohana kokoa ny hetsika momba ny Miralenta noho asa izay hitan’izy fa mendrika ary tsy vitan’izany ihany fa mikatsaka ny ahasoa ny fari-piainana, izany hoe raha jerena ity fikambanana ity dia farany
-Tsy tokony ho hijanona na hangatsiaka ny mpitarika fa tokony hanana fandavan-tena hatrany
Tohizana ny asa, hamafisiana ny fiaraha miasa amin’ny rehetra.
Mikaroka hatrany ny fomba tsara izay ahasoa ny fikambanana ary indrindra indrindra ny ady amin’izao fiovaovan’ny toetr’andro izao.
Inona ny asa tokony hatao mba hifampizarana traikefa amin’ny fikambanana hafa
Mametraka vanin’andro hanaovana fiofanana miaraka
Mifampizara izay zavatra hita fa nahasoa ny fikambanana ny anao.
Comment on Madagascar: A.J.I.D.A; (Association des Jeunes Intellectes de District Ankazoabo) ; Vehivavy sahy miara manorina tetikasa, antoka fanarenana ny fiovaovan’ny toe-trandro