SHARE:
Fametrahana tanin-janakazo hoentina hanatsarana ny tontolo iainana
Fametrahana foto-drafitr’asa ho fanajariana ny tany hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo
Fametrahana aroriaka mba hiarovana ny nofo-tany.
Ny hiakaran’ny vokatra mba hahaleo tena ara-tsakafo sy mba hialana amin’ny tsy fanjariantsakafo ,fialana amin’ny doro tanety ka hampitobmo ny faritra voaaro sy voavoly hazo ary ny hazo fihinam-boa isan-karazany,fanalefahana ny faharefoana ary fahazoana fahasalaqmana tomady; Hampitombo ny loharano. Ary koa hahafahan’ny tsirairay hiatrika ny loza voajanahary mety hitranga
Fanetanana ny vahoaka any ifotony ,fampiofanana ,fanarenana sy fanajariana ireo foto-drafitr’asa efa nisy ,fitadiavana mpiara-miombon’antoka toy ny fanarenana barazy sy famoronana vaovao,fambolena hazo ,fanaovana “courbe de niveau”amin’ny alalan’ny asa tana-maro(asam-pokonolona) ,ady amin’ny firongatan’ny aretina maro samy hafa ary ady atao amin’ny tsy fandriam-pahalemana ,famongorana ny tsy rariny
Fanentanana ny olona amin’ny zony aminy fananan-tany BIF(birao ifoton’ny fananan-tany)
Fanetanan ny olona hampiditra jiro sy rano fisotro madio.
86 ny olona nahazo tombotsoa mivantana; 62% amin’ireo dia vehivavy avokoa.
49 ny olona nahazo tombotsoa ankolaka; ny 57% amin’ireo dia vehivavy avokoa.
123 ny olona nahazo tombotsoa tamin’ny alalan’ny fampahalalam-baovao na tranonkala. 52% ny vehivavy
Amin’ny ankapobeny, eo amin’ny 258 ny olona nahazo tombotsoa; Eo amin 56% eo no ho eo ny vehivavy amin’ireo.
Tsy misy antontan’isa tetibola nilaina nanatanterahana ny tetikasa.
Mihena ny mampanam-bady zaza tsy ampy taona sy ny mpianatra nitsoka andaharana vokatry ny vohoka tsy nirina
Resy lahatra ny 65%ny mpiofana
Doro alateo aloha 8ha amin’zao fotoana izao nihena 2ha
Lalana simba taloha 7 km amin’zao 2.300 km
Barazy samba teo aloha 6 akehitriny 2 sisa no tsy vita.
Sarotra ny fanentanana ny olona hanaja sy hiaro ireo foto-drafitr’asa efa misy indrindra ny ala voajanahary .
Tsy fahapian’ny tohana ara-pitaovana sy ara-bola ho entina hanatsarana ny tontolon’ny fahasalamana sy ny fiopiana ary ny fambolena
Tsy afaka mampiahatra ny fiofanana azony ny olona noho ny tsy fahampiana (vola-fitaovana)
Vitsy ny mpiara-miombon’antoka(c/r,dist,reg)
Nanano sarotra ny mponina ny fizaran-dova
Vokatry ny fanentana dia nihena ny vokatry ny herisetra
Nitombo zaza niditra an-tsekoly
Betsaka nyolo niditra amin’ny G.C.V
Efa betsaka ny mpikambana ao amin’ny fikambanana fitehirizam-bola sy fifam-pindramana(VOAMAMY-VSL)
Nihena ny fotoana very eo amin’ny fisian’ny paopy
Miaraka ny vavy sy ny lahy mahakasika ny fitondrana ny zaza hamonjy tobim-pahasalamana(vakisiny)
Nihena ny ady tany
Nirindra ny fizaran-drano amin’ny barazy
Miara mirona ny rehetra amin’ny koka(halatra na doro tanety)
Voadio ny Tanana(lalana,lava-poringa)
Tonga daholo rehefa misy fivoriana eo anivon’ny fokotany izay hita fa mavitrika amin’ ny ady hevitra ny lahy sy ny vavy
Miakatra ny fanefana adidy (fiangonana,fampianarana,hetra)
Tokony tsy hovana ireo komity nanomboka ny tetik’asa
-Omena fahaiza-manao sy fiofanana ireo komity ireo
-Tokony hitohy ny fiaraha-miasa amin’ny mpiar-miombon’antoka
-Tokony hisy fifandraisana matotra aty ifotony CR-DIST-REG
-Firaisakinan’ny fiaraha-monina
-Indrindra amin’ny fanaovan’ny solom-bavambahoaka lalana amin’ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro.
Comment on Madagascar: C L G R C; Lehilahy iray miatrika ny fiovaovany toetrandro sy ny fampandrosoana maharitra eto amin’ny kaominina sahambavy