
SHARE:
” AMIS/NAMANA, Vehivavy eo amin’ny kaominina Tsiafahy , miady aminâ ny herisetra , misoroka ny vohoka aloha loatra sy otrikaretina VIH SIDA”.
Asa nafantarana ny AMIS tao amin’ny kaominina Tsiafahy ny fampiofanana sy fahampafantarana ny vahoaka amin’ny otrikaretina ka tao anatin’izany ny fanaovana fanentanana mahakasika ny ady aminâny endrika herisetra rehetra, fanentanna mahakasika ny ady aminâny MST sy ny VIH Sida, fitakiana ny zonâny ankizy sy ny tanora SRA ary fanentanana fampidirana ny ankizy antsekoly, hananany z oho lavitry ny herisetra ka hanana ho avy mamiratra.
Tanjona tamin’ny ny hahalalan’ny mponina  ny vokadratsinâny firaisana ara-nofo aloha loatra, ny MST, Ny VIH SIDA, ny zonâny vehivavy sy ny ankizy, fihenanâny hersetra atao aminâizy ireo (fanolanana, asanâny ankizy) ary fiakaranâny taha fidirana an-tsekoly (mampihena ny tahanâny herisetra sy ny aretina azo avy aminâny firaisana ara-nofo tsy voaaro).
Betsaka ny asa natao ary anisan’izany ny: Fanentanana mitety vohitra, carnaval, niarahana taminâireo mpiasanâny fahasalamana , dokotera CSB II commune; Fampianarana sy fanofanana; Fametahana afisy maro eny aminâireo faritra tazamasonâny mpandalo rehetra.Fifaninana mamaly fanontaniana mahakasika ny MST VIH sida, ahazoanâny mpandray anjara loka avy aminâny SE PNCLS, T shirt, casquette, pins, porte-clĂŠ.
19 150 ny olona nahazo tombotsoa mivantana; 53% aminâireo dia vehivavy avokoa. Mihoatra ny 20 000 kosa ny olona nahazo tombotsoa ankolaka; ny 60% aminâireo dia vehivavy avokoa ary mihoatra ny 20 000 ihany koa ny olona nahazo tombotsoa taminâny alalanâny fampahalalam-baovao na tranonkala.Aminâny ankapobeny, eo aminâny 59 000 ny olona nahazo tombotsoa; Eo aminâny 60,67% eo no ho eo ny vehivavy aminâireo.
Teo amin’ny 215 USD ny tetibola mahaleotena momba ny Miralenta, fitaovana maimaimpoana avy amina fandaharanâasa efa misy, tsy misy avy aminâireo mpiara-miombonâantoka. 215 USD izany no tetibola nilaina nanatanterahana ny tetikasa.
Mba ho fananarahana maso ny asa sy handrefesana azy dia nanao fidinanana teny ifotony ny tompon’andraikitra ao anatin’ny fikambanana. Teo koa fiarahamiasa aminâny commune KMT monographie 2016, Cisco /DREN/ZAP, Minsanp miaraka aminâny CSBII ety an-toerana.
Olana nosedraina teni an-toerana ny hafatra amina vondronâolona maro tsy dia nahita fianarantsoa lavitra  ka izany no nahatonga ny  hetsika natao nahazo tohana ara-pitaovana avy aminâny SE/CNLS. Izaho izay mpitarika aloha dia tena nampisy fiovana teo aminâny vadiko ny fahazotoako manao fanentanana ka taty aoriana dia anisanâny mambra mavitrika ato anatinâny fikamanbanana NAMANA izy ka miaramienatana izahay mianakavy mandeha manao ireo fanentanana.
Mba hampaharitra ny tetikasa dia nisafidy ny hanohizana fiarahamiasa aminâireo mpiara miasa teo aloha ary fitadiavana mpiara miasa vaovao; Fananganana siteweb sy compte facebook ary koa ny fanaovana fandaharana amin’ireo onjampeo.
Sustaining the Movement: Feminist Fundraising in Uncertain Times. #FeministFunding #HumanRights
— Gender Links (@GenderLinks) June 5, 2025
đ Link to register: https://t.co/FAI4SdgDhg pic.twitter.com/AcY1BKDTCL
đŁAppel Ă candidatures !
— Gender Links (@GenderLinks) June 4, 2025
Le #MarangFund est dĂŠsormais ouvert !#Botswana #Lesotho #Maurice #Madagascar #Namibie
Subventions jusqu'à 50 000⏠disponibles pour soutenir des initiatives LGBTIQ.
Date de clĂ´ture: 30 juin 2025.https://t.co/uuoUTibOh6 pic.twitter.com/I5aH7NRLhg
Call for Applications!
— Gender Links (@GenderLinks) June 4, 2025
The #MarangFund is now open! Grants up to âŹ50,000 available to support LGBTIQ-led initiatives in #Botswana #Lesotho #Mauritius #Madagascar #Namibia.
Deadline: 30 June 2025.
Information & Apply: https://t.co/uuoUTibOh6 pic.twitter.com/uWqJc1cPLK
Empowering women, youths & men in @karibamunicipal. Today, Gender Links is supporting entrepreneurs to run successful pay toilet services & market hub through business skills training, market access & financial inclusion. Let us build a thriving local economy. @SwedeninZW pic.twitter.com/1t6PImGafw
— Gender Links (@GenderLinks) June 4, 2025
âł Closing soon!
— Gender Links (@GenderLinks) June 3, 2025
REMINDER: Weâre seeking a top-tier WordPress dev & designer to rebuild a visually striking, user-first Gender Links website.
đď¸ Closing date: 6 June 2025
đ https://t.co/bxYY7vN3VB
@GenderLinks is empowering communities through inclusive local economic development. Today's workshop in @MurewaRdc brought together women, youths & men from the waste management value chain to discuss growth strategies and market access. @MoLGPWZim SUPPORTED BY: @SwedeninZW pic.twitter.com/ZjH8Q9WOiH
— Gender Links (@GenderLinks) May 30, 2025
Day 2 of @GenderLinks workshop in @nortontown is all about empowering local economies. The Fish Farming project is bringing women, men & youths together to drive growth through the Multi-Sectoral Steering Committee. #LocalEconomy @MoLGPWZim SUPPORTED BY: @SwedeninZW pic.twitter.com/s4aFZ81GVo
— Gender Links (@GenderLinks) May 28, 2025
đŁCall for Expressions of Interest!
— Gender Links (@GenderLinks) May 27, 2025
Weâre seeking a WordPress web design & developer, with expertise to rebuild user-friendly, visually compelling and well-organised Gender Links websites.
Deadline: 6 June 2025
Info & submissionđhttps://t.co/bxYY7vN3VB pic.twitter.com/fed7GfyMFl
Gender Links empowers the @nortontown community through aquaculture capacity building. Today, we are strengthening the Norton Fish Farming Cooperative, supporting women, youths, and men in the aquaculture value chain. #localdevelopment @MoLGPWZim SUPPORTED BY: @SwedeninZW pic.twitter.com/27F314RdfP
— Gender Links (@GenderLinks) May 27, 2025
Gender Links empowers the @nortontown community through aquaculture capacity building. Today, we are strengthening the Norton Fish Farming Cooperative, supporting women, youths, and men in the aquaculture value chain. #localdevelopment @MoLGPWZim SUPPORTED BY: @SwedeninZW pic.twitter.com/27F314RdfP
— Gender Links (@GenderLinks) May 27, 2025
Comment on Madagascar: RAKOTOZAFY Francia Solonotahiana