Miralenante Anjomanakona


Date: April 16, 2015
  • SHARE:

Commune rurale Anjoman ’Ankona manana velarana 104km2, ahitana Fokontany 11. 6 ka hatramin ’ny 7, olona isan-tokatrano,ny fotom-pivelomana: Fambolena sy Fiompiana. Mbola fatra-panaja ny fomban-drazana sy ny asa valin-tanana ny mponina aty ifotony. Nanomboka niaina sy nampihantra ny miralenta ny kaominina Anjoman ’Ankona hatramin ’ny taona 2008 ary lasa centre d ’exelence ny kaominina hatramin ’ny taona 2011 ary mbola miezaka mandrakariva ny kaominina hanatratra ny tanjona 50/50 ny SADC


Download : 20376_coeanjomanakonaphilemon.docx

Comment on Miralenante Anjomanakona

Your email address will not be published. Required fields are marked *