SHARE:
Kaominina vaovao taminâ € ™ny taona 2003 ny Kaominina Ambohimirary ka ny Benâ € ™ny Tanana aminâ € ™izao fotoana izao no nitantana izany hatraminâ € ™izao vain-dohan-draharaha napetraka taminâ € ™izany ny â € œBonne Gouvernanceâ € ,ka anisanâ € ™izany ny tsy fitanilana,indrindra ny vehivavy sy ny marefo,nefa kosa dia tsapa fa mbola anisanâ € ™ireo olona tsy mba mpandray anjara aminâ € ™ny fampandrosoana ny kaominina ny vehivavy fa mijanona fotsiny aminâ € ™ny fametrahana ny mpitondra aminâ € ™ny alalanâ € ™ny fifidianana,izay ny lehilahy no tompony hevitra aminâ € ™ny safidy rehetra,tsapa koa fa ambany ny taham-pandraisana anjara ny vehivavy aminâ € ™ny fanatanterahana ireo anjara biriky ny kaominina aminâ € ™ny foto-drafitrâ € ™asa.
Hatraminâ € ™izay naha ivon-toerana mendrika ny kaominina izay dia maro ireo fiovana hita teto anivonâ € ™ny kaominina.
o Nihena be ny herisetra mianjady aminâ € ™ny vehivavy raha oharina taminâ € ™ny teo aloha ohatra taona 2010 nisy fitarainana 94 tonga teny aminâ € ™ny Kaominina momba ny vono,tsy fanomezana fananana,fanolanana,ady,fizakana irery ny ankizy rehefa lasa ny lehilahy.raha 24 kosa izany taminâ € ™ny taona 2013.
o Hita taratra aminâ € ™ny ankapobeny ny fandraisana anjara sy ny fahavitrihanâ € ™ny vehivavy aminâ € ™ny fivoizana ny Miralenta aminâ € ™ny sehatra rehetra,ohatra aminâ € ™izany ny fifidianana ny birao foibe ny tanora eto aminâ € ™ny sinodam-paritaniny Mananara Firaisana raha lehilahy foana hatraminâ € ™ny taona 1996 ary tsy misy afa-tsy 2 aminâ € ™ny 14 no mba vehivavy,dia novoizinâ € ™ireo vehivavy avy aty aminâ € ™ny kaominina Ambohimirary ny mba hitovianâ € ™ny lahy sy vavy eo aminâ € ™ny fitantanana ny Birao dia lany ka Vehivavy no filoha ary 6 aminâ € ™ny 14 dia vehivavy daholo ao aminâ € ™ny Birao.
o Mipetraka isam-pokontany ny komity ny miralenta izay mandray an-tanana ny ady aminâ € ™ny herisetra ary efa maro ireo andraikitra noraisiny ohatra aminâ € ™izany teo aminâ € ™ny fokontany Manakana-Vohitraivo izay nisehoana fanolanana ankizy iray tsy ampy taona taminâ € ™ny 2013 teo izay nijery video nandray andraikitra ny komity migadra anâ € ™ny tsiafahy ilay olona lasa natahotra ny komity ny lehilahy rehetra.
Download : 19124_coe-governancerural-council-of-ambohimirarymadagascar.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on MIRALENTA FANOITRA IRAY MAMPIODINA NY FAMPANDROSOANA NY KAOMININA