SHARE:
Tamin ’ny fanjanahan-tany dia efa kaominina ny tanana ny Amboasary Antsimo. Misy orinasa lehibe 04 mpitrandraka taretra io tanana io. Mpiasa amin ’ireo daholo ny roa ampahatelon ’ny olona (2/3). Efa maro ny foto-drafitrasa vita zay mitondra fivoarana ho an ’ny kaominina.Ary hita fa amin ’izao fotoana izao dia miara-mientana ny lehilahy sy ny vehivavy noho ny fidiran ’ny Miralenta: ohatra amin ’izany dia efa mirohotra any an-tsekoly ny zazalahy sy ny zazavavy tsy misy akanavaka mamonjy ny toeram-pianarana, indrindra fa ny ao amin ’ny kaominina Amboasary Antsimo. Betsaka ny fikambanam-behivavy miorina amin ’izao fotoana izao mba tsy hitenenana ny vehivavy 08 Marsa. Ary efa miady hevitra ny vehivavy amin ’ny zavatra atao rehetra ao amin ’ny kaominina. Tena fiovana maro mihintsy no hiatao ao amin ’ny kaominina amin ’izao fotoana izao
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on MIRALENTA SY FAMPANDROSOANA AN ’I AMBOASARY