SHARE:
Ny Centre d ’écoute et conseils Juridiques dia ivon-toerana natao hihainoana sy fampandraisana an-tanana ny olona izay iharan ’ny herisetra na/sy iharan ’ny tsindry hazo lena sy ny tsy rariny. Ny fikambanana CAFF no miandraikitra io ivotoerana io raha ny eto Fianarantsoa.
– Fiahainoana sy fampandraisana an-tanana ny olona iharan ’ny herisetra sy iharan ’ny tsindry hazo lena
– Fampahafantarana sy Fandresen-dahatra ireo manampahefana sy ny tompon ’andraikitra eny ifotony (palidoyer)
– Fanentanana eny anivon ’ny Firaisana (commune), Fokontany, sekoly, Fikambanana
– Fiaraha-miasa amin ’ny tambazotra miady amin ’ny herisetra
– Fidinana ifotony na ny visite Á domicile
Azo lazaina fa nahomby io tetik ’asa io satria
– Nitombo ireo vehivavy na lehilahy sahy miteny sy mamaky batsilana (briser la glasse)
– Hita ny fandraisana andraikitra ataon ’ireo manampahefana eny ifotony amin ’ny fanentanana sy ny fandraisana ary ny familiana momba ireo disadisa sy olam-piarahamonina ao amin ’ny toerana iadidiany
– 80% amin ’ireo olona noraisina teto amin ’ny CECJ no afa-po nandritry ny fandraisana azy
Download : 20858_mainapplicationendinggbvpost2015andrianambinina-flavien-hilaire.docx
Comment on Ny Centre d ’écoute et conseils Juridiques dia ivon-toerana natao hihainoana sy fampandraisana an-tanana ny olona izay iharan ’ny herisetra na/sy iharan ’ny tsindry hazo lena sy ny tsy rariny. Ny fikambanana CAFF no