NY KAOMININA ANDRAMASINA DIA VONONA HIATRIKA SY HAMPANJAKA NY MIRALENTA


Date: June 5, 2014
  • SHARE:

â € ¢ Tsy dia nisy nieritreritra loatra ny lanjanâ € ™ny vehivavy eo aminâ € ™ny fiaraha-monina , ohatra ao an-tokantrano izy dia reny mpikarakara ny tokantrano sy ny ankizy ary maivana eo aminâ € ™ny olona izany andraikiny izany;toy izany koa eo aminâ € ™ny fiaraha-monina , raha maneho hevitra aza dia tsy misy lanjany loatra fa hevi-behivavy ; ny vehivavy rahateo koa moa dia tsy sahy maneho hevitra firy ; eo aminâ € ™ny fitondrana moa dia tsy hanankinana andraikitra firy ny vehivavy . Misy aza dia mihevitra fa tsy zakanâ € ™ny vehivavy mihitsy izany fitondrana izany.
â € ¢ Tsy ho tanteraka mihitsy nyMiralenta satria ny fahafantarana azy taminâ € ™izany dia hoe mitovy tanteraka ny lahy sy ny vavy.
â € ¢ Fanaka malemy ny vehivavy ka kenakenaina, ao an-tokantrano ihany no sahaza azy, velomina fa tsy mpamelona.
Aminâ € ™izao fotoana izao :
Taorianâ € ™ny fampiofanana nataonâ € ™ny Gender Links taminâ € ™ny taona 2012,dia tapa-kevitra ny Benâ € ™ny Tanana fa hatao ivon-toerana Mendrika ny KaomininaAndramasina.
Tsapa fa niha nahazo vahana ny Miralenta :
â € ¢ Miha hita taratra ny fialana aminâ € ™ireo fiheverana raiki-tampisaka novolenâ € ™ny fiaraha-monina: maro ireo vehivavy mamonjy fiofanana, mitarika Fikambanana, maneho hevitra am-pahibemaso, sahy mandray andraikitra, miasa ivelanâ € ™ny tokantrano.
â € ¢ Miara-miaiky ny lahy sy ny vavy ankehitriny fa ny fiaraha-miasa no ahitana fahombizana bebe kokoa ary antoky ny fampandrosoana.


Download : 19126_coe-governancerural-council-of-andramasinamadagascar.docx

Comment on NY KAOMININA ANDRAMASINA DIA VONONA HIATRIKA SY HAMPANJAKA NY MIRALENTA

Your email address will not be published. Required fields are marked *