NY MIRALENTA FOTOTRA FAMPANDROSOANA NY KAOMININA RENIVOHITR ’I TOAMASINA


Date: May 22, 2015
  • SHARE:

Somary nanahirana hatrany ny fiovaovan ’ny mpitondra mahefa matetika amin ’ny toerany hany ka voatery manavao sy mamerina mampahafantatra ary mandresy lahatra azy ireo hatrany ny komitin ’ny mira lenta.
Teo ihany koa ny toe-tsaina raiki-tapisaka ny lehilahy mpitondra sasany izay minia miziriziry sy manakiana ny asavitan ’ny komity.
Fandresen-dahatra arahina porofo mahomby hatrany no nentina nanohizana ny asa fampiharana ny mira lenta. Ny fikirizana sy ny toe-tsaina te ho tafita hatrany no nisalorana mba entina hanaporofona fa ilaina ny mira lenta amin ’ny fampamdrosoana ny Tanana.
Nisy ihany koa ny fanampiana sy fitan-tsoroka avy amin ’ireo ivon-toerna samihafa izay tsy mitsahatra ny manome Tanana hatrany mba hampandroso an ’i toamasina.


Download : 20693_mainapplicationcoelocalgovernmentbeandrona-ambre.docx

Comment on NY MIRALENTA FOTOTRA FAMPANDROSOANA NY KAOMININA RENIVOHITR ’I TOAMASINA

Your email address will not be published. Required fields are marked *