SHARE:
Ny tetik ’asa izay atao dia ny hampandroso ny tontolo iainana. Ny tontolo voajanahary no tena resahina sy hoatsaraina amin ’izany mba tsy hampiova ny fiatraikan ’ny toetr ’andro aty amin ’ny “continante ” Afrika. Ilaina ihany koa ny fanajarina ireny toetrana izay efa karakaina na samba ireny mba hampilamina tsara ny toetr ’andro. Betsaka loatra mantsy ireo loza voajanahary mitranga ankehitriny toy ny fihotsahan ’ny tany, tondradrano, horohoron-tany sns…. Izany indrindra no anen-tanana ny olona tsy hanimbasimba ny tontolo na ny ala sy ny handorodoro tanety mba tsy hanimba ny ”couche d ’ozone ” fa mianjera aty amin ’ny tany ny herin ’ny Masoandro. Koa manentana ny olona hamboly hazo sy hikojakoja ary hiaro ny tontolo iainana.
Ny maha zava-dehibe izany tetik ’asa izany dia ny ahatratrarana ny tanjona eny amin ’ny tsirairay.
Download : 20680_mainapplicationclimatechangeraminoarihaingo-fielmine-eleonny.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on NY TOETR ANDRO SY FIHATRAIKANY EO AT TONTOLO IAINANA