Ny vehivavy ao an-tokan-trano sy ny zony, ary ny herisetra mianjady aminy.


Date: June 5, 2014
  • SHARE:

Ny toerana misy ny tetikasa ataonay dia fandraisana sy fihainoana ary fandaminana ireo fitarainana ataonâ € ™ireo vehivavy na lehilahy na ny fianakaviany eny na ny fiaraha-monina manodidina azy ireo aza ny herisetra mihatra aminy na io an-tsoratra na am-bava. Anjaranay ny manome torohevitra sy torolalana eny fa na fampaherezana aza, ny tokony hataony sy ny toerana tokony halehany (birao), satria ny ankamaroany dia tsy nandia fianarana na tsy nahatody fianarana ka mikarakara ao an-trano fotsiny na mamboly na miompy na manao asa tanana, hahazoanâ € ™izy ireo toky fa misy ny toerana sy olona afaka manampy azy ireo aminâ € ™ny herisetra mahazo azy na hitakiany ny zony, mba hanamaiana na hanala ny tebitebiny tsy hiafina na hiaina amina horohoro sy fandrahonana lava any aminâ € ™ny toerana misy azy any.


Download : 19121_governmentrahantarisoa-dolorine-edwigemadagascar.docx

Comment on Ny vehivavy ao an-tokan-trano sy ny zony, ary ny herisetra mianjady aminy.

Your email address will not be published. Required fields are marked *