SHARE:
Ny kaominina Sahambavy dia manana velarantany 100km2 misy mponina 18522 manana Fokontany folo (10)
Niforona ny taona 1996 ny Kaominina Sahambavy izay azo sokajiana ho Kaominina zandriny indrindra ato anatin ’ny Distrikan ’i Lalangina.
Ny taona 2011 dia nampidirina ho ivon-toerana mendrina amin ’ny ady amin ’ny herisetra sy ny miralenta.
Lasa ho “Commune rurale de 1er Catégorie » izy ny taona 2012
Noho izany dia azo itarafana sahady ny fandrosoan ’ity Kaominina ity.
Download : 20382_madcarte-de-scoresahambavy.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on Ny vehivavy sy ny lehilahy miara mandray andraikitra amin ’ny fampadrosoana