OVAINTSIKA HO MAINTSO NY TONTOLO MANODIDINA

| Gender Links

Tsapako fa vokatry ny fahasimban ’ny tontolo iainana no mahatonga ny fiovaovan ’ny toetrandro ka tsy misy fahombiazana intsony eo amin ’ny fotom-pisainana sy ny fahasalamana a- FOTOM-PISAINANA: entina handresen-dahatra ny olona mba hitia sy hanaja ny tontolo iainana b- Fitaovana enti-mampianatra ny ankizy eo amin ’ny vokatra azo avy amin ’ny hazo samihafa ohatra: (hanazavana lesona eo amin ’ny zava-maniry ,eo amin ’ny rivotra iainana ,fiarovana ny fahasalamana eo amin ’ny vatana manontolo ,sns
