Projet dâ € ™Áƒ ©tude et de recherche sur les mesures de diversions et les mesures alternatives ainsi que des mÁƒ ©canismes de rÁƒ ©parations concernant des mineurs en conflit avec la loi


Date: June 4, 2014
  • SHARE:

Ny nampiavaka ny asa vita dia karazana fisorohana ny hery setra mianjady aminâ € ™ny ankizy indrindra fa ny ankizy vavy sy ny olon-dehibe ilay enquete natao satria nandeha tany ifotony nanomboka tany aminâ € ™ny Fokontany ka hatrany aminâ € ™ny Distrika sy RÁƒ ©gion ka ny karazanâ € ™olona rehetra no natao enquete ohatra taminâ € ™nizany ireo olonâ € ™ny fiangonana, olona to teny ny Ampanjaka, ny lehibenâ € ™ny Fokontany, Maire, Lehibenâ € ™ny Distrika, Olonâ € ™ny Tribonal, ny mpitsara, ny Zandary, polisy, ireo ankizy maditra, ireo Ray amandreny rehetra sy Fikamabanana, sns nitadiavana hoe inona ny ditranâ € ™ireo ankizy vavy na lahy dia inona ny tokony sazy omena azy ireo rehefa manao izany ditra izany fa tsy voatery avy hatrany dia ampidirina any amponja fa kosa harenina izany hoe sazy hafa no atao mba ho fanarenana azy ary tsy iverenany hanao izany intsony satria avy any amponja matetika dia mianatra fomba hafa izy ireo ary matetika di mitombo lavitra noho ny taloha ny ditra sy herisetra ataonâ € ™izy ireo ka izany no hosorohina satria matetika dia noho ny fahantrana ny antony ka izany no nitadiavana hoe inona no tokony ho fisorohana izany satria ireo zaza ireo ny hoavinâ € ™ny firenena.


Download : 19100_gbvrazafindrakoto-gynettemadagascar.docx

Comment on Projet dâ € ™Áƒ ©tude et de recherche sur les mesures de diversions et les mesures alternatives ainsi que des mÁƒ ©canismes de rÁƒ ©parations concernant des mineurs en conflit avec la loi

Your email address will not be published. Required fields are marked *