SHARE:
Á¯ ƒ ˜ Famakiana bantsilana voalohany tao aminâ € ™ny Kaominina Masindray Soavinandriana Itasy ny ady aminâ € ™ny herisetra taminâ € ™ny alalanâ € ™ny famakafakana ny zava-misy; Á¯ ƒ ˜ Fanovana ny fomba amam-panao sy ny toe-tsaina. Ohatra : ny lehilahy tsy refesi-mandidy, ny vehivavy tsy mandovaâ € ¦ Á¯ ƒ ˜ Fivoahana taminâ € ™ny henatra sy ny tahotra ireo vehivavy niharanâ € ™ny herisetra (Briser le silence); Á¯ ƒ ˜ Fampihenana ny elanelana misy eo aminâ € ™ireo saranga ambony sy ambany. Ohatra : fanararaotana ara-nofo (harcelement sexuel) na ara-bola ny valin-kasasarana eo aminâ € ™ny ankizy sy vehivavy, â € ¦ Á¯ ƒ ˜ Fanofanana ireo tanora vehivavy handray andraikitra mba tsy hiraviravy tanana ka hiantehitra foana aminâ € ™ny anadahy na ray na vady.
Download : 19082_gvbrakotonarivo-ando-nirilantomadagascar.doc
Comment on RAKOTONARIVO Ando Nirilanto