TANORANâ € ™NY FIANGONANA KATOLIKA MANOME LANJA NY MIRALENTA EO AMINâ € ™NY FIROSOANA LALINA AMINâ € ™NY FINOANA SY FAMPIVOARANA NY TANORA AMINâ € ™NY LAFINY REHETRA


Date: June 3, 2014
  • SHARE:

Ao aminâ € ™ny tanora ny hery rehetra entina miaina sy mandroso. Mety handrava sy hamotika ihany koa anefa izany raha tsy voavolavola tsara ny fahaizana mitondra azy na eo aminâ € ™ny tanora lahy na ny tanora vavy. Ny Fikambananâ € ™ny tanora misy anay dia mikajy sy mampitovy ny tanora lahy sy vavy aminâ € ™ny lafiny rehetra eo aminâ € ™ny andraikitra, eo aminâ € ™ny fanapahan-kevitra, eo aminâ € ™ny asa atao ary aminâ € ™ny fisitrahana ireo tombontsoa maro na ara-tsaina na ara-batana indrindra ny ara-panahy.
Tao anatinâ € ™ny taona vitsy dia no nanangana ny fikambananâ € ™ny tanoranâ € ™ny faritra isam-paritra. Nanao boky fihirana nanampy ny tanora aminâ € ™ny fanentanana. Fampihofanana ny tanora aminâ € ™ny fahaiza-mitantana, momba ny fitiavana sy ny tontolony, ny fitondrana ny fiainana, ny miralenta niompana taminâ € ™ny andraikitry ny lehilahy sy ny vehivavy eo anivonâ € ™ny fiangonana sy ny tokantrano, ny fanomezana « cours dâ € ™appuis » ho anâ € ™ny mpanala fanadinana CEPE, BEPC, BAC,â € ¦fanatanterahana fifaninanana ara-panatanjahantena hitaizana ny tanora.Fananganana « bibliothÁƒ ¨que ».Ny fitondrana ny tanora ho anâ € ™ny aminâ € ™ny fihaonana nasionaly.
Nampahomby ny asa ny fahaizana mifanaja sy ny fanatanterahana ny asa araka izay voatondro ao aminâ € ™ny tetikasa. Ny fiofanana momba ny fahaiza-mitantana.


Download : 19073_allianceandcoalitionbuildingramanamihanta-julienmadagascar.docx

Comment on TANORANâ € ™NY FIANGONANA KATOLIKA MANOME LANJA NY MIRALENTA EO AMINâ € ™NY FIROSOANA LALINA AMINâ € ™NY FINOANA SY FAMPIVOARANA NY TANORA AMINâ € ™NY LAFINY REHETRA

Your email address will not be published. Required fields are marked *