SHARE:
RAHERISOA Vololona Victorine no anarako izay solombavam-bahoakanâ € ™ny Madagasikara sady filohanâ € ™ny filankevim-pitantananâ € ™ny ONG AFFAMI dia manolotra feno anâ € ™Andriamatoa RAJAOVELO Rivonarinjaka izay Sekretera Jeneraly ao aminâ € ™ny ONG AFFAMI hitondra ny fifaninana aminâ € ™ny fihaonam-be an-tampony momba ny miralenta sy fampandrosoana 2014 ; manana zo feno izy aminâ € ™ny maha komitinâ € ™ny filan-kevim-pitantanana azy hizara sy hitondra ireo traikefa nentinâ € ™ny ONG nampiroboroboana ny miralenta teo aminâ € ™ny sehatra niasany ka nitondra fampandrosoana sy fiantraikany manokana teo aminâ € ™ny fiaraha-monina sy ny firenena. Izaho manokana dia mankasitraka ny fiaraha-miasa hampandrosoana ny miralenta satria kitro iray ifaharana tsy azo hodian-tsy hita raha tiana ny hanova ity tanindrazantsika ity ho aminâ € ™ny tsaratsara kokoa hatrany ;mahafaly aho ny handraisanâ € ™ny ONG AFFAMI anjara aminâ € ™izao fiahaonam-be an-tampony izao satria tsy ho tazana mihitsy ny miasa any ifotony raha tsy misy ny toy izao ary koa fotoana iray ifampizarana traikefa ho anâ € ™ireo mpandray anjara mavitrika eo aminâ € ™ity sehatra ity .Koa dia mirary fahombiazana ho anâ € ™ny mpikarakara indrindra ny GENDER LINKS sy ny AESG eo am-panantanterahana izany andraikitra makadiry izany.
Download : 19068_allianceandcoalitionbuildingrajaovelo-rivonarinjakamadagascar.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on Taranaka voakolo handraisanâ € ™ny fiaraha-misalahy ataonâ € ™ny vavy sy lahy anjara andraikitra, firenena mandroso manatratra tanjonâ € ™ny taonarivo fahatelo