TE HITSIKOMBE TY ATAO TY HAFA


Date: April 16, 2015
  • SHARE:

Ny kaonina AMBOVOMBE ANDROY dia miorna eto amin ’ny renivohitry nny faritra ANDROY.
Ansany fatra-panda ny fampidirana ny MIRALENTA ,Ohatra misy fomba fiteny aty amin ’ny
Faritra hoe: “AKOHO VAVE TSY MIKEKEO ” izany hoe ny vehivavy dia tsy mahazo mandray anjara amin ’ny raharaham-pianakaviana, firenena. Nohon ’ny ezka natazon ’ny tompn ’andraikitra dia tafiditra ato amn ’ny Kaomnina ny MIRALENTA, ary misy fivoarana lehibe izany toe-javatra izany min ’izao fotoana izao


Download : 20374_coeambovombecelestin.docx

Comment on TE HITSIKOMBE TY ATAO TY HAFA

Your email address will not be published. Required fields are marked *