- About Us
- What we do
- GL Academy
- Change
- GL Services
- Grants
SHARE:




Ity Fikambanana ity dia efa misandrahaka ao anatinâ € ™ny Distrikanâ € ™Antananarivo/Atsimondrano ankehitriny.Mifantoka aminâ € ™ny asa marolafy ny Fikambanana toy ny Fiarovana sy Fanatsarana ny tontolo iainana, Fanabeazana sy Fampandrosoana ara-toekarena,Ady aminâ € ™ny VIH/SIDA, Fampiroboroboana ny Miralenta,Fanentanana arahina asa momba ny rano fisotro madio, fidiovana sy fanadiovana.Ny mpikambana tsirairay dia misahana asa sy andraikitra samihafa any aminâ € ™ny toerana misy azy avy.Tsy latsa-danja taminâ € ™ireo Kaominina valo niasanâ € ™ny mpikambana ny ato anivonâ € ™ny Kaominina Ambanivohitra Ambalavao.Ny fametrahana ny « Tetibola ifarimbonana »no anisanâ € ™ny asa novohizinâ € ™ny mpikambana ka nitondra fivoarana sy fampandrosoana ny Kaominina. I
Comment on TETIBOLA IFARIMBONANA ANDRAISANâ € ™NY VEHIVAVY SY LEHILAHY ANJARA AMINâ € ™NY FAMPANDROSOANA