SHARE:
Raha aminâ € ™ny ankapobeny dia efa misahana asa sy andraikitra ambony ny vehivavy taty aminâ € ™ny Faritra Atsimo Andrefana. Efa nisy filohanâ € ™ny Anjery manontolo (Oniversite) tany aminâ € ™ny taona 1990 ary efa nisy vehivavy maromaro nitazona ny toeranâ € ™ny Ministra ihany koa.
Nisy ny tsy manaiky ireo toe-javatra ireo ka miteny toy izao: â € œAiza koa no hisy vehivavy hitÁƒ na Hazomangaâ € ? Dia mimenomenona nefa tsy afamanoatra, toe-tsaina raiki-tapisaka manambany ary tsy mampandroso ny vehivavy.
Talohanâ € ™ny naha ivo-toerana mendrika anâ € ™i Toliara dia efa nisy ny fikambananâ € ™ny vehivavy mpiasanâ € ™ny Kaominina ambonivohitra Toliara araka ny recepisse laharana faha: 397-MIRA/PA/U/SPAT/ASS taminâ € ™ny 07 Jolay 2006 ary voafehinâ € ™ny lalÁƒ na 60-133 momba ny fananganana fikambanana ary manana ny sata mifehy azy koa.
Efa taona maromaro no nankalaza ny andro iraisam-pirenena ho anâ € ™ny vehivavy ny teto Toliara ary nandray anjara taminâ € ™izany fikambanam-behivavy maro.
Raha ny ato aminâ € ™ny kaominina manokana no resahina dia misimisy ihany ny vehivavy miasa ao araka ny isa efa nomena tany aloha. Taminâ € ™ny taona 2008 nidirako tao aminâ € ™ny maha lefitry ny Benâ € ™ny TanÁƒ na ahy dia nisy enina (06) ny vehivavy no nitana andraikitra teo aminâ € ™ny fitantanana ny Kaominina:
-Vehivavy iray lefitry ny Benâ € ™ny TanÁƒ na
-Vehivavy telo lehibenâ € ™ny sampan-draharaha (SRH, Etat-Civil, Gestionnaire),
-Vehivavy iray mpitan-tsoratry manokanâ € ™ny Benâ € ™ny TanÁƒ na,
-Vehivavy iray kosa DÁƒ ©positaire Comptable
Ireo toerana ireo dia samy manana ny toerana mahaizy azy avokoa, nefa dia olona vaovao avokoa izireo. Ny fahitana ireo vahiny vehivavy miditra miasa tao aminâ € ™ny kaominina ireo dia nampiova ny fihetsika sy fitafianâ € ™ireo vahivavy mpiasa birao tao aminâ € ™ny kaominina: (lasa nihaingo be ry zareo, mikarakara endrika, manamboatra volo etcâ € ¦). Na izay ezaka izay fotsiny aza dia azo raisina ho fivoarana.
Raha ny vehivavy eto aminâ € ™ny TanÁƒ nanâ € ™i Toliara kosa dia maro no miasa aminâ € ™ny toera-piasana na miankina na tsy miankina aminâ € ™ny fanjakana. Betsaka no miahy tena ary loham-pianakaviana, manao asam-barotra, mivelona aminâ € ™ny asa tanana (manjaitra, manao volo â € ¦).
Tsy azo atao hoe miraviravy Tanana ny vehivavy aminâ € ™ny fandraisana andraikitra saingy mifantoka matetika aminâ € ™ny asa fitadiavana sy fikarakarana tokantrano izany mazana.
Tato anatinâ € ™ny telo taona no tena nanentanana ny mikasika ny miralenta. Betsaka ny vehivavy no liana ary tena mangetaheta ny hahalala bebe kokoa ny momba azy io. Intelo izay no nanatrehako ny fiofanana momba ny miralenta ary na aminâ € ™ireo mpiara-miofana dia tsapa fa manjary manana fahasahiana maneho hevitra sy miteny izireo ary nanapa-kevitra fa hitondra fanovÁƒ na, eny na dia ny fandresena lahatra ny ao an-tokantrano sy ny manodidina azy fotsiny ihany aza. Ary efa betsaka ny vehivavy no sahy mandray andraikitra ka miantoka ny fanaovana ny tranony (fiaraha-miasa aminâ € ™ny Habitat For Humanity), ary misoratra aminâ € ™ny anarany izany. Ao koa ireo vehivavy sahy manao findramam-bola madinika mba hamoronana asa ho anâ € ™ny tena, mividy tany na manori-trano.
Download : 19137_tulear-slid.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on Vahaolana mahomby hampandrosoana ny kaominina Toliara voalohany ny fampiharana ny miralenta.