VAHOAKA MANDRAY ANJARA AMIN ’NY ADY ATAO AMIN ’NY HERISETRA ENY ANIVON ’NYTONTOLO AMBANIVOHITRA AMIN ’NY ALALAN ’NY FANENTANANA SY FANADIHADIANA


Date: June 17, 2015
  • SHARE:

Ny tena olana nosedraina dia ny famorina ireo vahoaka amin ’ny fanentanana vokatry ny tsy fandriam-pahalemana sy ny filaminana izay tsikaritra any amin ’ny Kaominina sasany. Eo ihany koa ny fahosan ’ny vahoaka manontany ny mpizaika, indrindra fa ny fieritreretany mpanentana hizara zavatra toy ny vola. Ny fomba namahana azy di any fanaovana “bouche Á  Oreille ” izay hibitsihana ny olona manatrika mba hamaky batsilana ny tranga herisetra misy amin ’ny Kaominina ; teo ihany koa ny fanazavana ny tetik ’asa ministeran ’ny mponina sy ny raharaha sosialy ny ady atao amin ’ny herisetra; hetsika antsitra-po mba ho fampahafantarana amin ’ny vahoaka ireo ivo toerana mandray an-tanana ny tranga herisetra. Teo ihany koa ny olana amin ’ny tsy fandraisan ’ireo Kaominina sasany ny hiatranoan ’ireo mpizaika, ka ny fomba namahana azy di any mpizaika mitsy no nandondom-baravarana tamin ’ny tompo-tanana mba hindramana fitaovana oenti-mahandro, satria vatsy ihany no nentina tamin ’izany.


Download : 20927_mainapplicationendinggbvandpost2015jeanine-pascale-ranirisoarifidy.docx

Comment on VAHOAKA MANDRAY ANJARA AMIN ’NY ADY ATAO AMIN ’NY HERISETRA ENY ANIVON ’NYTONTOLO AMBANIVOHITRA AMIN ’NY ALALAN ’NY FANENTANANA SY FANADIHADIANA

Your email address will not be published. Required fields are marked *