VAHOAKA SALAMA ANTOKY NY FAMPIVOARANA NY FIRENENA; LAHY SY VAVY MANDRAY ANDRAIKITRA, MITONDRA HO AMINâ € ™NY FAMPANDROSOANA


Date: June 3, 2014
  • SHARE:

Ny ARONâ € ™NY AINA dia fikambanana mahaleo tena mijoro aminâ € ™ny fotoâ € ™kevitra fanasoavana ny mpiara-belona, miady aminâ € ™ny fahantrana. Tsy anavahana na lahy navavy, na antokom-pinoana na antoko politika. An-tsitra-po ny firotsahana ho mpikambana. Nijoro taminâ € ™ny 28 Aprily 1999 ny fikambanana. â € œSiÁƒ ¨ge socialâ € : CSB II Ambohibary. Manana ny biraony tarihinâ € ™ny Filoha RANDRIANARISON Alfred, manana sata sy fitsipika anatiny mifehy ny fikambanana. Nijoro ara-panjakana ka manana recepicÁƒ © ara-dalana taminâ € ™ny 18 Janoary 2005; misy mpikambana miisa 56; ka vavy 34 ary lahy 22.
Sehatra iasana: Fokontany miisa 13 aminâ € ™ny 19 ao anatinâ € ™ny Kaominina Ambohibary.

Inona avy ireo zava-dehibe nisongadina vitanâ € ™ny Fikambanana?
Maro ny zava-dehibe nisongadina vitanâ € ™ny Fikambanana ka anisanâ € ™izany ny:
– Fanentanana ara-pahasalamana sy fikarakarana ny fahasalamam-bahoaka eny anivonâ € ™ny fiaraha-monina fa indrindra ny reny sy ny zaza.
– Fikarakarana ny be antitra sy ireo sahirana ara-pivelomana mba hahazo tohana ara-pahasalamana (Fanafody fitafiana; sakafo)
– Fikarakarana ny tanora: fanofanana SRA (SantÁƒ © Reproductive des adolescents)


Download : 19076_allianceandcoalitionbuildingrandrianarison-alfredmadagascar.doc

Comment on VAHOAKA SALAMA ANTOKY NY FAMPIVOARANA NY FIRENENA; LAHY SY VAVY MANDRAY ANDRAIKITRA, MITONDRA HO AMINâ € ™NY FAMPANDROSOANA

Your email address will not be published. Required fields are marked *