SHARE:
Fanovana ny fomba fijery eo amin ’ny mpiara monina mba tsy anilikilihana sy fiheverana ny vehivavy tsy hananana zo hanambara sy hanapa-kevitra, (fomba sy kolotsaina na normes culturelles) ary koa famporisihana ny vehivavy hananana finiavana handray andraikitra sy haneho hevitra hanatratrarana tanjona ( autodetermination , relever les defis )
-Fanazarana ny tsirairay hiaina ny zava- misy satria tsy azo ovana intsony ny tontolo iainana efa simba ; fifanakalozana traikefa sy fanaratovana fahaiza-manao vaovao mba hiainana miatrika ny fiovaovan ’ny toetr ’andro
-Fanalefahana ny haitra amin ’ny alalany fanaovana asa hiarovana io tontolo iainana
Download : 20667_mainapplicationclimatechangerakotoarison-jean-desmond.docx
📝Read the emotional article by @nokwe_mnomiya, with a personal plea: 🇿🇦Breaking the cycle of violence!https://t.co/6kPcu2Whwm pic.twitter.com/d60tsBqJwx
— Gender Links (@GenderLinks) December 17, 2024
Comment on Vehivavy mizaka tena miatrika ny fiovaovanny toetrandro